ho tia anao fona
1. endrehina
(
14/02/2008 05:30)
tsy haiko le titre fa misy an'io ny tonony oe: ho tia anao fona aho n'aiza n'aiza misy ahy
2. betty
(
14/02/2008 13:03)
ho tia anao n'aiza n'aiza misy anao...
3. veromahefa
(
22/02/2008 12:14)
Hiran'i Mage4 akia io a! ao anaty tononkira misy azy
"Ho tia anao foana"
Nifanome fotoana
Teny ambony havoana
Izaho sy ianao irery
Tarafin'ny masoandro
Nibitsika ahy mangina ianao
Nanoroka ahy tsy niala
Fa te ho eo antratrako
Mba hiala sasatra
Tsy nahatsiaro nody isika teo
Nifanome toky hoe
Niara-nanadra-peo :
Ho tia anao foana e
N'aiza n'aiza no aleha
Ho tia anao foana e
n'inona ataonao
Isika ho iray foana e
Raha mbola manam-peo
Hiteny hoe Tia, tena ho doria
Nanambitamby ahy foana ianao
Nitanisa ireo, ireo toetra ratsy tsy tianao
Nampitomany anao
Nirotsaka niraraka teo ny orana sy hatsiaka
Nefa ilay fitia indray no nizara hafanana
Tsy nahatsiaro etc.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.198