dell refurbished

1. xxx ( 13/02/2008 15:49)
Efa nisy nividy refurbished ve ianareo? dia ahoana, mba tsara ihany ve ireny... toa efa atsasany mihitsy mantsy ny vidiny. Izaho mantsy saika hividy Precision M4300 dia 2.558 dolara no vidiny. Dia ny sekolinay manome tombony 727 dia lasa 1831. Nefa mbola lafo ihany mihoatra an'ilay refurbished 1150. Efa 700 be izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5403