Mampieritreritra,ary tsy mety ny minomino foana!!
1. lagoon
(
13/02/2008 16:20)
http://www.dailymotion.com/related/5088026/video/x360dt_03-lelu-de-dieu_events
répondu par fijo le 14/02/2008 22:48
2. rakaroka
(
13/02/2008 17:48)
Ohatra iray io maneho, fa nandinika ny "baiboly" koa ny tsy heverina ho kristiana ary manana ny "approche" mipetrapetraka tsy vitan'ny hoe finoako izao sy izao fotsiny.
3. ikaretsaka
(
13/02/2008 17:52)
izay ilay hoe ny olona mivelatra mitady zavatra hafa ivelan'ny finoany... mba hi defendevany ny finoany.... ary handalindalinany bebe kokoa ny momba izany..
izay ilay hoe indraindray tsy maninona mihitsy ny manao remise en question
izay ilay hoe indraindray tsy maninona mihitsy ny manao remise en question
4. fijo
(
13/02/2008 21:02)
ny fahitako azy dia miverina amin'ilay lazain'ika sy fody matetika io.ilay "dika teny" marina aloha fa eto ilay izy entina somary hanaratsiana ankolaka,fa tsy izay no tanako,fa ilay "fomba".
mifototra hatrany amin'ilay dikanteny sy ny fandraisana azy.ka io wa manova zavatra eny an dalana eny
mifototra hatrany amin'ilay dikanteny sy ny fandraisana azy.ka io wa manova zavatra eny an dalana eny
7. ikaretsaka
(
13/02/2008 21:31)
izay ange le hoe rehefa passage passage hoa de tsary mety eee
izay le tsy ampy ..mainka mampivoana aza
"rano 1 vera notovoziko tao ve no entiko mamelabelatra ny momba ilay loharano"
mba mahazendana ihany
izay le tsy ampy ..mainka mampivoana aza
"rano 1 vera notovoziko tao ve no entiko mamelabelatra ny momba ilay loharano"
mba mahazendana ihany
9. ikaretsaka
(
13/02/2008 22:16)
za ve raha hitantara ny momban'ialahy @ cutie na olona hafa mbola tsy mahay an'ialahy dia ny zavatra nosoratan'ialahy fotsiny no ilazako an'ialahy de hiteny aho heo mahay an'ialahy...
vo ialahy aza izany fa tsy A/tra
vo ialahy aza izany fa tsy A/tra
11. ikaretsaka
(
13/02/2008 23:19)
fa tsy milamina ilay fomba fiady fa scam be fotsiny raha izany ko..
fa le olona moa efa notapenana maso @ ilay hoe A/tra io dia :^) be aby (ie... natao karazana foulard ilay Atra eto)
fa le olona moa efa notapenana maso @ ilay hoe A/tra io dia :^) be aby (ie... natao karazana foulard ilay Atra eto)
13. fijo
(
14/02/2008 22:35)
ny kristianina nanimba boky izany ,moa ny silamo manimba olona.tsy mifanalavitra ihany izany ka
15. fijo
(
14/02/2008 22:48)
hi hi i amiko mo adi akristianina aby ko tsa haiko tsotry zay nandrovitra sy nandoro
