Dokambarotra serasera [2]

1. hery ( 14/02/2008 08:34)
Nivoana ilay resaka tatsy ambadika dia noraofin'ny voirie, ka hapetrako eto ny tohiny.

Misaotra antsika fa nitombo indray ny mpi-kliky. Afak'omaly dia 53 fa omaly kosa dia 87. Dia hirariana mba hitohy na hitombo.

Misaotra hatrany e.

Raha misy tara hoe inona ilay mi-kliky dia tsy inona fa ilay manindry an'ilay dokambarotra eto ambanin'ity soratako ity :-)

Sady indraindray tsy mahasosotra loatra ilay zavatra lazainy ao... raha tsy teny sinoa.
2. ainaheri ( 14/02/2008 09:44)
Zay zany ry zareo aa mikliky gossy na mikliky droaty mety doli,f'aza miklik @ zay tsy klikenao fotsiny:lol:(mety v ilay fanentanana sa HS zà?) Asio tsiky ary d klikeo ee:lol::lol:
3. rush ( 14/02/2008 10:15)
miala tsiny aho, misaotra fa voaray ny hafatra kliky!
4. ftma ( 14/02/2008 11:15)
Ny dokambarotra rehetra @ forum azo klikena daholo ka rehefa mamaky na mamaly forum hafa isika mazoto mi kilky :D
ilay kliky hahazoana biz'oroka ko ve tafiditra ao ry hery?
5. tess ( 14/02/2008 12:08)
klik klik klik hatrany tohizo ry zareo ah!:wink:
6. McFy ( 14/02/2008 12:54)
Io resaka io anie Hery efa t@ herin-taona no nisy nitondra resaka teto raha tsy diso aho ary ho aloh de efa nanao izay ho afako isan'andro e.
Mba klikéo ihany izany ry namako isany ô
7. ikaretsaka ( 14/02/2008 13:39)
sao mivoana indray rehefa mi click de..... tsy click no voakitika fa :wink:
8. ari.malala ( 14/02/2008 14:10)
fa kick hahaha=))=))=)):-P
9. hery ( 15/02/2008 09:26)
:-) Tafakatra zato indray ny kliky omaly.

Mbola hitombo ihany ve?
10. Ylly ( 15/02/2008 10:27)
Miarahaba,
tsy aiko na ny aty no misy olana fa rehefa manindry an'ireo dokambarotra ireo dia toa nanjavona hatramin'ny sita serasera fa lasan'ilay dokambarotra ny toerana?
11. hery ( 15/02/2008 10:51)
Ylly> Tena izany ilay izy kah. Miverina fotsiny rehefa avy eo dia tafaverina eto @ serasera indray

Hery
12. diamondra27 ( 15/02/2008 12:03)
hery: raha tsy mahadiso de ohatrinona isaky ny klik kay no azon'ny serasera

ohtara zao we 100klik de ohatrinona zany no azo @io, dia ohatrinona ny tanjona ao anatin'ny 1 volana , ao anatin'ny herintaona


zay mba manambola (manan amby ampy) izany izao dia tokony mba manao asa soa e!




[size=40px]Tonga Dia Manome[/size]anareo

:D


13. hery ( 15/02/2008 12:44)
diams> aleo valiana manokana any aminao fa tsy dia azo atao piblika be. :-)
14. tess ( 15/02/2008 13:01)
diam: ny asa soa azo atao foana ka! miankina am fahafahan'ny tsirairay.....:wink:
15. tess ( 15/02/2008 13:04)
diamondra27: mba andefaso aho refa mbô mahazo sopapa avy amy hery njy fa zà kounkou mbô liana:wink:
16. ari.malala ( 15/02/2008 14:38)
za kou naika ametraka i ofanamarihan'i Ylli io :) hay zany mazava le iz zao k :)
17. rush ( 18/02/2008 08:46)
kliky 1 = 0,5 euro
18. hery ( 18/02/2008 09:25)
rush> hihihi... manankarena aho raha io :-)

Olona zato zany 50 euros? Waowww :-p

indrisy fa tsy io.
19. rush ( 18/02/2008 12:56)
otrinona aza e!lazao marina ry hery @ zay miezaka manao bdb ny namana rehetra a!
20. kelly13 ( 18/02/2008 16:14)
latsaky ny 50 cts zany? hum klou mba hi klik iany sao d gli eto ty raha iraika ity, zay vao tena "tsisy atao" intsony za.

hery>mba bitsibitsio tkou oe ôtsinn le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2169