equaliseur windows XP

1. penina ( 17/02/2008 05:30)
Sao dia misy mahalala fomba fanaovana equaliseurn'ny windows XP?
Ilay hira mandeha avy amin'ny internet, dia tsy misy equaliseur avy amin-dry zareo dia lasa ohatra ny tsy misy tsirony mihitsy ilay hira.
:wink:
novalian'i penina ny 19/02/2008 15:19
2. Rasiligaoma ( 17/02/2008 05:45)
asio sita sy sakay sy carry..matsiro be
3. penina ( 17/02/2008 22:53)
koa raha tsy siligaoma koa :-D
4. ikaretsaka ( 17/02/2008 23:50)
fa matsiro hoe ahoana ilay tian'i sitl lazaina?
avoahay aty ivelany dia equalizeo aty ivelany e... mampiasa hardwares
5. penina ( 18/02/2008 15:48)
Mety fa saingy raha any am-pianarana dia tsy mety. :twisted:
6. ikaretsaka ( 18/02/2008 17:05)
dia mila"hay ny mihafy, hay ny manambe"{ izany
7. penina ( 18/02/2008 17:34)
:-D
miafy
tena ohatra ny efa notezaina hamaha olana dia ohatra ny sarotse be.
izaho aloha mino hoe misy fika hanaovana an'izany. Misy blaze audio iny hitako tam google fa mila vidiana. Za tsy te hikrack.
8. kelly13 ( 18/02/2008 17:35)
HS com d'hab za

inn ny xp gold d inn ny xp titanium?
9. penina ( 18/02/2008 17:46)
tsy dia koboko

sao dia codename? ny microsoft rehefa mbola tsy mivoaka ny produit dia ataony codename aloha.

ohatra hoe: kelly13 dia rehefa mivoaka amin'izay dia lasa hoe windows 95 :-D
10. kelly13 ( 18/02/2008 17:50)
mba efa titanium za k, 95 efa miala aina:°)
11. penina ( 18/02/2008 18:03)
miala aina angaha no betsaka any? Zavatra vao nahazo karapanondro izy izao
12. xxx ( 18/02/2008 21:20)
penina:

Sao dia misy mahalala fomba fanaovana equaliseurn'ny windows XP?
Ilay hira mandeha avy amin'ny internet, dia tsy misy equaliseur avy amin-dry zareo dia lasa ohatra ny tsy misy tsirony mihitsy ilay hira.
:wink:

misy logiciel manao an'io ihany fa tsy mahita freeware aho. Ny utilitaires miaraka amin'ny carte son koa indraindray misy equalizer, fa arakaraka an'ilay carte.

Misy milaza hoe asaina mampiasa filtre @ ffdshow ny windows, dia mediaplayer classic (tsy MS) izay mampiasa directsound hono no configuré-na hanaovana an'izay. Dia ny equalizer miaraka @ ffdshow izany no ampiasaina avy eo. Nandramako ihany fa tsy nety fa asa raha mila reboot, na ny manip nataoko no tsy mety.

13. penina ( 18/02/2008 21:42)
misaotra fa voaray ny taratasy
14. ikaretsaka ( 19/02/2008 03:10)
penina:

:-D
miafy
tena ohatra ny efa notezaina hamaha olana dia ohatra ny sarotse be.
izaho aloha mino hoe misy fika hanaovana an'izany. Misy blaze audio iny hitako tam google fa mila vidiana. Za tsy te hikrack.


misy teknoka 1 izay koa hatorokko an'ialahy raha le sarotra @ ialahy ilay hoe "hay ny mihafy hay ny manambe"

dia ataovy le hoe forceo fa ho "vita foana ny aminy" (le sens an'ilay vita eto vague be)
15. suzuki ( 19/02/2008 10:18)
mitadiava carte son externe fa tonga d misy equal ao @ propriétéany ao
16. xxx ( 19/02/2008 14:20)
penina > raha nanandrana ela ka nety de mba kozio hoe fa za koa interessé
17. penina ( 19/02/2008 15:19)
okay
fa mbola tsy nanandrana aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2021