Mpamitaka mianakavy!!!
1. badboy
(
17/02/2008 19:10)
Iza no tena mpamitaka : ny milaza fa "tsy misy mande @ zay laoniny any dago" (nefa toa mba misy misongadina ihany) sa ireo milaza fa "mandroso madagasikara" (nefa toa maisatra ilay fandrosoana?????
:twisted::twisted::twisted::twisted:
:twisted::twisted::twisted::twisted:
répondu par Jeankely le 13/03/2008 07:59
2. Jeankely
(
18/02/2008 01:16)
Badboy no tena mpamitaka. Sa ny resaka no betsaka. Inona no mba vitanao ho an'i Madagasikara lazao? Tianao hivalanketraka sy hikomy ny olona nefa avy eo lazainao fa ny favy sahala anao no afaka mandeha andafy. Ekenay mihintsy fa tsy favy izahay ary tsy vita indray mitopy maso izany fampandrosoana izany. Tsy ianao no nampandroso an'io andafy hijapianao io fa aza mirehareha amin'ny tsy nataonao ry mpijapy machine. Mafy ny asa ary miezaka mafy hatrany fa tsy ny taraina no asesika ao antsain'ny olona rehefa mahazo ny soa rehetra any andafy.
3. papala
(
18/02/2008 07:26)
Iza no mpamitaka? tsy mandeha amin'inona?azavao? maisatra amin'inona lazao?:twisted::twisted::twisted: fa angaha rehefa mba mianatra kely any andafy de miseho mahay vava be ohatr'izany? sady ze ao frantsa ? tsy any @ Université Amérique akory!aza be vava oh io rehefa tsy milay a!
4. badboy
(
18/02/2008 12:03)
Tena lalina mihintsy ny faharivon'ny sain'ireo olona 2 ambony reo!! Sa kosa tsy mahay teny gasy???
Miverena mamaky tsara aloha zay vao miwoawoawoa!! Mba ampisehoy ho hitan'ny be sy ny maro hoe olona nampianarina izany hoe thèse sy antithèse! :twisted::twisted::twisted:
Miverena mamaky tsara aloha zay vao miwoawoawoa!! Mba ampisehoy ho hitan'ny be sy ny maro hoe olona nampianarina izany hoe thèse sy antithèse! :twisted::twisted::twisted:
5. Jeankely
(
18/02/2008 12:17)
Misaotra anao Papala. Jereo ireo ambany ireo ny vavany fa ny olona favy sy mahiratra sahala aminy hono no afaka mandeha sy mianatra any andafy ao Frantsa. Saingy tsy hainy kosa fa tsy afaka ny andeha andafy daholo ny zaza Malagasy rehetra noho izany ny fanatsarana ny ao antoerana tsy vita mora mihintsy. Ny an-dry Badboy ny zesta bedbe nefa efa firy ny efa maty sy navadika ny Malagasy nianatra sy nipetraka ary niasa tao Frantsa. Aza mijesta fa ny vorona aza efa ela no nahay ny mifindra monina sy mitety an'izao tontolo izao.=))=))=)). Eo ambany eo ihany izy no milaza fa tokony andeha ho azy sy hitsotsotra fa tsy hiasa sahala ny taloha. Izany no mpijapy machine Badboy.
6. ni81
(
18/02/2008 12:19)
:lol::lol:Izao ilay mahatonga ady sy korontana satria mandray antedrony fotsiny ange e! Fanontaniana io! fa tsy mbola valiny akory:!:
7. Jeankely
(
18/02/2008 12:28)
Nipetraka ny fanontaniany dia omenay ny valiny hoe izy no mpamitaka. Izy no milaza ny mandeha hoazy ary izay milaza ny miady mafy ary misasatra vao mahita fisondratana. Tsy ny any ampaosin'ny hafa no antenaina fa mila miezaka. Ka tsy marina sa lainga ny an-dry mpamitaka mpametraka fanontaniana mianakavy=))=))=))
8. jiolah
(
18/02/2008 12:48)
Mande tsara ny eto am'tanana kah. Tsy mande @ laoniny ahoana ary?? Izy alo mbola ho ela vo hitovy @ any andafy fa antsoinay ihany lisany rehetra any refa mitovitovy @ any ny aty
9. Jeankely
(
18/02/2008 15:02)
Ah. Tsy tokony hampitoviana izany fa manajary tsisy mampiavaka azy.=))=))=))Ny jiovavy koa aleo hivoaka
10. zamanoro
(
18/02/2008 18:13)
badboy:
Iza no tena mpamitaka : ny milaza fa "tsy misy mande @ zay laoniny any dago" (nefa toa mba misy misongadina ihany) sa ireo milaza fa "mandroso madagasikara" (nefa toa maisatra ilay fandrosoana?????
:twisted::twisted::twisted::twisted:
ary nareo izany koa mba tena mora fitahiana raha izany k'ty
11. Jeankely
(
19/02/2008 02:10)
Mora fitahina hoy zamanoro ary naveriny ny fanontaniana. Nefa ny valiny voalohany dia hoe ny mpametraka fanontaniana no tena mpamitaka. Hita @ loha-hevitra sokafany rehetra izany. Tsy nisy voafitaka fa ny mpametraka fanontaniana no lasa niparitaka.=))=))=))
12. badboy
(
19/02/2008 09:21)
Ilay valitenin'ny mpandrebireby sy tena mpamitaka moa zany de misongadina eny foana!! Ilaina anefa ny hevitry ny be sy ny maro ka izay manakambara dia tongasoa!! Tsarain'ny mpamaky miandalana eo ihany ny tena tanjon'ny tsirairay!
Le hoe mora fitahana mety hitombona ihany satria maro ny manaiky fa misy ny fandrosoana, ary be koa ny milaza fa maisatra ilay izy!
Saingy ny tena fanotaniana dia hoe iza ary no tena milaza nay marina??? Dia inona no porofo matotra azon'izireo hoentina hanohanana ny heviny???

13. ravatorano
(
19/02/2008 10:03)
mandroso sa mihemotra sa tsy mihetsika ny malagasy amizao ? izay ve !
io dia miankina amin'ny fomba fijerin'ny tsi-1-1 ihany ary izay no tsara tohanana eto.
Fa na isika atao hoe mandroso na hoe mihemotra fa tsy hisy kosa angambany ilay hoe tsy mihetsika .
Amiko misy fandrosoana sy hetsika maro vitan'ny fanjakana amin'ny lafiny maro ary tsy vitan'ny teo alohany mihitsy toy ny fanamboarana lalana , fametrahana tetika ùati paika hanajariana ny fambolena amin'izao fotoana izao ary azo tsapi tanana izany.
Ekeko fa tsy vita indray andro ny fampadrosoana an'i Madagasikara fa na izany aza hita taratra ihany koa ireo mbola tsy fahalavorariana amin'ny fandraisana andraikitra eo amin'ny mpitondra fanjakana sy ny vahoaka entiny ary ny tena mampihemotra antsika malagasy aza sia ilay toe tsaina izay mbola tsy tena mikatsaka fampandrosoana fa mbola mifampiandry sy mifanakiana fotsiny.
Raha te handroso marina isika malagasy dia tokony hiaraka hivondrona ny rehetra ary samy hihezaka hanao ny tsara arak'izay manadrify azy avy fa raha izay no tanteraka dia ho lasa tokoa ny fampandrosoana an'i madagasiakara malalatsika ity

14. Jeankely
(
19/02/2008 10:17)
Misaotra anao. Efa mba miresaka an'ireo ihany koa aho fa tsy tafita ny hafatra fa ny anao tena ao tsara=D=D=D=D=D
15. badboy
(
19/02/2008 10:59)
Raha te handroso marina isika malagasy dia tokony hiaraka hivondrona ny rehetra ary samy hihezaka hanao ny tsara arak'izay manadrify azy avy fa raha izay no tanteraka dia ho lasa tokoa ny fampandrosoana an'i madagasiakara malalatsika ity
Ekeko tanteraka ilay hoe ivondrona! Fa ny fanontaniana mipetraka avy eo dia hoe "hivondrona hanaraka ny hevitr'iza"?? Hanaraka ireo milaza fa mandroso sy mampiseho ilay fandrosoana ve, sa hanaraka ireo milaza fa maisatra ilay fandrosoana sy milaza manana vahaolana hafa??? Sa kosa hoe ivondrona eo anivon'ny hevitra iraisana fa tsy manaraka n'iza n'iza? Dia za ndray kosa milaza hoe efa be no nanao io fa tsy lasa lavitra!!
Raha ireo no jerena dia toa voageja ao anatin'ilay safidy 2 voalohany ihany isika hoe iza @ ireo milaza mandroso sy ny maisatra no milaza ny marina ka ho arahin'ireo mivondrona!!!