:b:b:b:b:b:b zany hono no mba forum, tsy hita ze valiny! fa aleho ho valiko mazava fa lay fanontaniana dia tsy mila asiana valiny, satria fanontaniana sady valiny apetrak'ilay olona hoe ""BADBOY"". FANONTANIANA TSY MISY HILAN'AZY MIHINTSY.
Hiantsoy an'i Kanota fa tsy hitany ity angamba. Ho avy eo indray koa ny filazana sy ny fitoriana fa Jeankely ihany no Papala sady Kanota. Izy mivadibadika xxx indray no mamitaka manontany.