Fa maninona ny X voarara nefa ny action tsy voarara?

1. rakapy ( 18/02/2008 01:58)
Mba liana te halala ny tenako hoe maninona wa ny film porno no voarara sy atao sarotra be ny lalana momba azy nefa ny film de guerre na violence na action dia miparitaka hoahatrany ny fasika?
Hoatra ny midika fa aleo ny olombelona mianatra mifamono na mangalatra sns... fa tsy mahazo mianatra mifankatia ara-nofo?:{:{:{:{
novalian'i nerveux ny 18/04/2008 23:00
2. ikaretsaka ( 18/02/2008 02:49)
za koa letsy mbo gaga sy nanontany tena ihany indray2
3. rakapy ( 18/02/2008 03:02)
Vao mipoitra i John Rambo de ranga daholo ny olona lian'ady sy liana-dra! Nefa raha vao mipotra i I want my bitch tonight dia tonga de manda nefa mangala-pijery ihany rehefa raikitra le fika=))=))=))=))=))=))
4. loick ( 18/02/2008 05:48)
ka le film porno mahabe taranaka fa ny film de guerre maharingana d io no atao miroborobo satria anisan'y fampihenana ny isan'y zazateraka izany
fanabeazan'aizana(l)(l):-D:°)
5. ainaheri ( 18/02/2008 05:52)
rakapy,
Amin'ny x kosa tsisy maty fa torovana fotsiny,mampirarakivy fa tsy mampitaintaina sy mampitahotra,na ampiasainao aza ilay izy refaveo tsisy olana:-D:-D ;fa ilay film d guerre na violent tsy azo ampiasaina eo @ fiainana andavan'andro hihi
6. simplex ( 18/02/2008 10:13)

miankina @ taonan'ny mpijery ihany io fa
samy voarara doly na ny x na ny action ho an'ny ankizy tsy ampy taona :)

Ny famokarana film x indray d noho ny hoe somary "pudiq" officiellement ny gasy... fa ny any @ takona aloha tsy lazaina ee... dia izay no antony hoe mi-offenser ny mason'ny pokona ny mahita gasy miboridana sy manao x... aleo ihany vaza :roll::°):lol::lol:
7. comptezo ( 18/02/2008 18:49)
[quote=rakapy]
Mba liana te halala ny tenako hoe maninona wa ny film porno no voarara sy atao sarotra be ny lalana momba azy nefa ny film de guerre na violence na action dia miparitaka hoahatrany ny fasika?
Hoatra ny midika fa aleo ny olombelona mianatra mifamono na mangalatra sns... fa tsy mahazo mianatra mifankatia ara-nofo?:{:{:{:{
[/quote




Eh mou zany izy..:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
8. ikaretsaka ( 18/02/2008 19:12)
ainaheri:

rakapy,
Amin'ny x kosa tsisy maty fa torovana fotsiny,mampirarakivy fa tsy mampitaintaina sy mampitahotra,na ampiasainao aza ilay izy refaveo tsisy olana:-D:-D ;fa ilay film d guerre na violent tsy azo ampiasaina eo @ fiainana andavan'andro hihi



ianao marina... firifiry ny violence niseho isanandro @ fiainana isanandro
9. rakapy ( 19/02/2008 01:29)
Ika> i Ainahery ireny ilay karazan'olona voahidy ao anaty boite ka sady tsy mahita no tsy mandre ary tsy maheno ny fofony.:-D:-D:-D:-D
10. kelly13 ( 19/02/2008 19:05)
ny film de guerre kosa mba misy suspens fa ny x pfff, ny eo iany no avadibadika, sady mpijery caméra ny mpilalao d mampimé b
11. rakapy ( 19/02/2008 19:18)
Fa angaha moa ny momban'ny suspense no anaotaniana fa ny fitaizana sy lesona azon'ny mpijery avy @ film.
Ny Film de guerre sy ny action dia mampihitatra ny sain'ny olona sasany hanao ratsy(mamgalatra, mamono olona, mitady basy sns...) Ny X dia mitovy @ zany koa. Eny latsaka be aza ny risque azo avy @ fijerena X.
Ka nahoana ny X no voan'ny sensure bebe kokoa nohon'ny film violent? Tsy ato Mada ihany fa eran'izao tontolo izao.
12. kelly13 ( 19/02/2008 19:22)
d apetrako aminao aza ny fanontaniana oe inn no lesona azonao nijery x d inn ny lesona azonao nijery film miady e?

amiko manokana mantsy d tsisy lesona azo na ny andaniny na ny ankilany (zay no nahatonga ahy niteny oe ny 1 mba misy suspens fa ny 1 d gaboraraka)
13. rakapy ( 20/02/2008 00:45)
Ny hoe tsy misy lesona na fianarana azo avy @ fijerevana film dia diso tanteraka izany.Ny alika sy ny saka miara mijery film aminao azao indraindray misy reaction rehefa maheno feo avy @ TV ka maika fa ianao olombelona indray?
hamaliako ny fanotanianao dia izao:
Firy % ny olombelona no manao firaisana(sex)?
Firy% ny olombelona no miady na mangalatra ,violent...?
Iza no safidy tianao raha toa ka hidina @ efitra iray ianao ka asaina mijery olona manao firaisana sa asaina mijery olona mifampitifitra na mifanatsatoka antsy? reel io fa tsy film?
14. cutie ( 20/02/2008 01:18)
aleo alou za hime:-D:-D:-D:-D:-D
15. rakapy ( 20/02/2008 01:38)
Cutie!!! ID aloha vao miditra! sao ary inao mbola tsy ampy taona??? resaka ratsy anie ny ato e!::-D:-D:-D
16. cutie ( 20/02/2008 01:43)
kay ve ratsy le film x e:-D:-D:-D:-D:-D
17. rakapy ( 20/02/2008 01:56)
Ratsy ny X raha tsy mahay mandanjalanja azy Fa ny film de guerre sy violence dia tena ratsy be kokoa hoan'izay tsy ampy saina :-D:-D:-D
18. cutie ( 20/02/2008 01:58)
=))=))=))=))=))=))
ny saina ihany zany no mitondra an'io
19. rakapy ( 20/02/2008 02:01)
:{:{:{:{:{:{:{:{:-D:-D:-D:-D:-D:{:{:{:{:{:{:-D:-D:-D
20. cutie ( 20/02/2008 02:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9415