Fa maninona ny X voarara nefa ny action tsy voarara?

21. ikaretsaka ( 20/02/2008 02:35)
rakapy:


Iza no safidy tianao raha toa ka hidina @ efitra iray ianao ka asaina mijery olona manao firaisana sa asaina mijery olona mifampitifitra na mifanatsatoka antsy? reel io fa tsy film?


izaho manko mbo gaga


22. kelly13 ( 20/02/2008 10:47)
nga tsy resaka film indray no resahana fa lasa reel?

amiko manokana mantsy d tsisy lesona azo na ny andaniny na ny ankilany


averiko "amiko manokana"

zao v le oe mba tsy hamaliana ny fanontaniana d aleo mametraka fanontaniana?

sa inn no tinao tenenina @ le we :

Ny alika sy ny saka miara mijery film aminao azao indraindray misy reaction rehefa maheno feo avy @ TV ka maika fa ianao olombelona indray?



we tokony ho lasa liandrà b v za ra mijery film de guerre na mahita oul mifanatsatokantsy @ reel? na lasa veta² b v za ra mijery film x na mahita oul manao firaisana en direct? :°)
23. ikaretsaka ( 20/02/2008 14:25)
kelly> mba serieux hoa... de tsy hainao ve ny mitana basy na ny fika fiady ohatra rehefa avy nijery film ianao na hoe possible ny daka ohatran izao sy ny mise en scene ohatran'izao? fa de jerena fotsiny
24. kelly13 ( 20/02/2008 16:27)
maso mijery tsy mitondra mody :°)
25. rakapy ( 20/02/2008 16:32)
Kelly> Tena marina ny voalazanao.Diso aho. Tena aleo marina ny olombelona hiantra hifamono sy hifandramatra na hangalatra sns...Hita sy tsapa mantsy fa mbola tsy ampy tokoa ny isan'izy ireo i eto ambonin'ny tany.Maro koa ireo mila susupense ka tokony hampitomboina hatrany ny film violent.:-D:-D:-D
26. kelly13 ( 20/02/2008 16:37)
taiza ho aiza za no niteny an'io?
27. simplex ( 20/02/2008 20:16)

zany ny patiny sa ahoana
http://news.bbc.co.uk/2/hi/uk_news/england/bradford/7255540.stm

:)
28. ikaretsaka ( 20/02/2008 20:28)
ka samy misy vokany aby iznay.. ka inona no azoazo kokoa .. ilay mi rape sa ilay manao tueur a gage dia miditra centre comm na sekoly na university miaraka @ basy dia mitifitra izay sendra azy?
29. rakapy ( 21/02/2008 01:24)
Kelly13> tsy nilaza direct ianao fa ankolaka."Ny film de guerre kosa mba misy suspense fa ny X de pfff..."
Asa na ahoana no fomba fiheritreretanao io teninao io?:-D
30. badboy ( 21/02/2008 11:56)
Rakapy ty zany le kôfa manome vahana sy mpanohana ny "pédophile" sy ny "violeur"!!
31. kelly13 ( 21/02/2008 13:48)
zay no fandraisanao azy zany rakapy ô :-D:-D:-D
32. ikaretsaka ( 21/02/2008 22:34)
ka amin'i badboy sy i kelly.. inona no maha samihafa ny pedo sy ny violeur sy ny abortionist @ tueur a gage sy ny mpanao kamikaze sy ny mpanapoaka tena @ bomba sy ny tsatok'antsy mafia mafia sns..?

samy manakorotana fiarahamonina ireo... dia maninona anefa le film mampiseho ilay raha iray tsy voarara
33. rakapy ( 22/02/2008 04:06)
Ka i Ra bad zany koa anie dia efa mitsoka siflet hoe vita nefa vao 29 mn no nanomboka ny baolina e!
Mbola tsy fantrareo ny tena hevitro.
Amiko dia tokony atao samy misy sensure mafy na samy foanana fa tsy atao hoe ny iray atao anzao dia ny iray hohatran'izao:-D:-D:-D
34. kelly13 ( 22/02/2008 11:03)
ikaretsaka efa oe "maso mijery oa tsy mitondra mody". amiko an, amiko manokana, sao miwawawa eo ndray ny violeur klou d aretitsaina, ny abortionist tsy haiko ny dikany (mpanala zaza v?), ny kamikaze sy ny mpanampoaka tena d voasasa atidoha (asa noho ny fijerevana film bdb v sa noho ny fivavahany manokana?), ny tsatok'antsy mafia mafia d resabola sy honneur :-P


Mbola tsy fantrareo ny tena hevitro.


io zao enao fa manao suspens
35. badboy ( 22/02/2008 11:20)
ikaretsaka >>> ra vao tsisy tsony ny film action de tsy lafo tsony ny vondro sy ny yaoutamsaché!:wink::wink:

kelly13 :
maso mijery oa tsy mitondra mody

Ireto misy kôfa 2 nivoaka ny salle de ciné t@ 23h, na salle de vidéo:
- ny 1 nijery film action : tsy natahotra ny hidona @ mpanendaka satria lasa mafy be tampoka; sady hozy tao antsainy hoe reny zany no fanaon'ny jiolahy de zao zany no tokony harovako ny tenako sy ny fananako
- ny 1 nijery film XXX : ny tanjony voalohany de ny hipipi mafinaritra sy hanaborotsaka kilôtimbevavy. Tsy manana sipa nefa lery ka ilay sipa kely avy natsaka rano no tonga de nahakiny rindrina, sady nodarohany ho faty aveo satria nahita ny tavany....

Dia jereo eo hoe iza ilay tsy nitondra nody!:-P:-P:-P
36. kelly13 ( 22/02/2008 19:49)
film taiza ndray io no nalainao zao? :-P
37. badboy ( 22/02/2008 20:06)
Film tatarain'ny mpijery vidéo tany dago!:wink::idea::-P
38. kelly13 ( 22/02/2008 20:19)
ary neveriko fa film tena izy nge e :°)
39. badboy ( 22/02/2008 21:35)
F'enao ty ve tsy mba mamaky gazety mintsy? Jereo matetika eo @ le takelaka "tetsy sy teroa"! De ho hitanao hoe iza @ le film action sy le film XXX no tena mahatonga film horera lasa tena izy!:°):°)
40. kelly13 ( 23/02/2008 12:04)
za tsy mahay mamaky gazety :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3616