Ligue des Champions 8e de Final

1. ronaldo09 ( 19/02/2008 07:35)
Hanomboka anio ny lalao 1/8 amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra,lalao efatra no azontsika rehetra mpitia ny baolina kitra arahana anio ireto avy izany
-Shalk 04 (Allem.) sy Fc Porto (Portugal)
-Liverpool (Ang) sy Inter Milana (Italia)
-Roma (Ita) sy Real Madrid (Espagne)
-Olympiakos (Grece) sy Chealsea (Ang)
Anisan'ny lalao tena andrasan'ny besinimaro anio i Liverpool sy Inter satria ny rezatra roa tonta aty Eoropa no hihaona ,raha ny fijery azy anefa dia ho sahirana ihany i Liverpool na dia ao amin'ny taniny aza no milalao satria ratsiratsy ihany ny vokatra azony tato ho ato ,raha tsy hilaza ny fahareseny manolona ny ekipa avy amin'ny diviziona faharoa (barnsley) tamin'ny fiadiana ny amboaran'i Angletera isika!
Ankoatry io lalao io dia be mpiandry koa anio ny lalao hihaonan'i Roma sy ny Real, ny Real izay sahirana amizao fotoana izao satria betsaka ireo mpilalao tompo-toerana no maratra toa an'i Robinho,Wesley snejder,Pepe,Metzelder,Saviola ary i Marcelo!!! I Roma nefa etsy andaniny tena feno tanteraka satria hilalao daholo ireo mpilalao sangany ao aminy!!!Na izany na tsy izany Real Madrid tsy hanaiky lembenana!
Rahampitso kosa no hiaka-tsehatra i Milan sy Arsenal ary io dia lalao andrasan'ny besinimaro tokoa!!!Koa dia mazotoa mijery daholo !!!!
novalian'i ronaldo09 ny 24/02/2008 23:52
2. Mandefitra ( 19/02/2008 08:01)
Ie, Milan # arsenal aloha zao no tena kitra be ... Liverpool manao anandrony ka manahirana no haka azy.
Efa mahazo mitsotsotra any @ dingan ny 1/4 kosa barcelone sy manchester united.
3. ronaldo09 ( 19/02/2008 08:27)
Baolina boribory zokibe afaka manao surprise ny Lyonnais sy Celtic!
4. Mandefitra ( 19/02/2008 08:38)
Afaka fa mahakely finoana ...
Amiko moa zany ireo ekipa 8 tafiditra @ 1/4 :
Barca, ManU, Arsenal, Inter, Chelsea, Porto, Roma, ?
Hiaritory mitsy za androany hijery real#roma hehehe
5. ronaldo09 ( 19/02/2008 13:33)
Real ve razoky de ho resin'ny Roma fa nareo de ahoana e???Ao amin'ny heriny tanteraka anie ny Real amizao e!
Ny ahy ireo ekipa 8 dia Lyon,Celtic,Milan,Real,Chealsea,Porto....OKay!!!
6. Mandefitra ( 20/02/2008 07:00)
Resy 2 sy 1 aloha real ... fa mbola baolina be @ retour ...
Mbola tsy afaka mizesta rajoelina (hehehe).
Fa lyon kosa aloha tsy haharesy manchester, ary celtic tsy hanitsana barca zany e
Asa Porto ra hahavita hampitsimbadika ny score satria resy 1 sy 0 izy omaly.
Chelsea aloha no manana chance.
Tsy nampoizina ny nandresen'i Liverpool an'i Inter de milan (2 - 0), ny loza koa le karatra mena azon'i Materrazi ko.Fa mbola baolina be ny famerenana ka.
7. rastafarai ( 21/02/2008 03:32)
Naharesy Barça! ary
Mbola haharesy foana ry namana isany,reny ndray zao no akoho miady! Sady boaykely doly no manana traik'efa ary tanjaka! ra mandinika nareo tsy manana demi10 reny fa misy efatra afaka miodikodina eo:Messi,Etto,Ronaldinho,T.Henry...Rava ny tsena @ ty taona ty :-D:-D
8. Mandefitra ( 21/02/2008 04:57)
Any @ 1/4 mihaona Mr Ronaldo a.Barca (nandresy 3-2 celtic)sy Manchester(1-1 Lyon) aloha efa malalaka ...
Arsenal no mbola mila miady @ lalao famerenana fa nanao ady sahala 0-0 t@ Milan tao @ taniny.
9. ronaldo09 ( 24/02/2008 23:52)
I Celtic ange na i Ajesaia afaka mandresy azy fa soit realiste ry bandy akama ,i Real indray dia 1 sy 0 dia ampy azy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2891