fanontaniana momba ny youtube!

1. xxx ( 18/02/2008 17:01)
slt! saika mba hanontany an'ireo mpijery clip ao @ youtube za oe miraikitra b koa v ny fisosan'le clip rf mijery nareo!
za manko rf mjery d tsis fyany mintsy fa tapatapaka be! ka innona kay no mety mahatonga anzay? d aona ny fika mety ahafahana mitelecharge gratos ao @ io site io?merci
novalian'i sariaka ny 20/02/2008 15:49
2. penina ( 18/02/2008 17:37)
Arakaraka ilay toerana misy io ka, ny aty aminay mandeha rapida be.
Patiny fotsiny
http://www.youtube.com/watch?v=sA8nVCwkSbE

Raha ilay mitelecharge indray dia jereo ny dinika eo ambanimbany eo fa vao haingana io no niadiana hevitra. :wink:
3. xxx ( 19/02/2008 17:48)
merci!!!
4. sariaka ( 20/02/2008 15:49)
raha mitsitapatapaka ny fijery azy dia mila miandry ny fitapatapahany hatramin'ny farany ka rehefa tonga any amin'ny farany izay dia averina jerena amin'izay dia mitohy tsisy tapatapaka intsony.:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4126