slt! saika mba hanontany an'ireo mpijery clip ao @ youtube za oe miraikitra b koa v ny fisosan'le clip rf mijery nareo!
za manko rf mjery d tsis fyany mintsy fa tapatapaka be! ka innona kay no mety mahatonga anzay? d aona ny fika mety ahafahana mitelecharge gratos ao @ io site io?merci
raha mitsitapatapaka ny fijery azy dia mila miandry ny fitapatapahany hatramin'ny farany ka rehefa tonga any amin'ny farany izay dia averina jerena amin'izay dia mitohy tsisy tapatapaka intsony.:)