Misabaka kely indray aloha :)
1. LazaDaddy
(
22/02/2008 03:00)
Ianareo ve afe nahita na nilalao "sabaka" fahagola?
Indray andro hono i Besosy nankany an-tendrombohitra vandro (fa tsy oliva)....
- Ry Besosy avy any Bezarety! Asehoy anay ny ray dia ampy anay izay
+ Tsy misy izy fa ny sainareo no mampisy sy tsy mampisy azy =))
Ry cutie mianakavy lehiretsy ka tena manja (cute) =))
- Raha sitrakao, asehoy anay ny iray dia ampy anay izay
+ Aza vendrana fa tsy aleo ve maka telo aman'efatra...toy izay iray?
Tsy misy satana fa ny saina no mampisy na tsy mampisy azy
Tsy misy Andriamanitra fa ny saina no mampisy sy tsy mampisy azy
Indray andro hono i Besosy nankany an-tendrombohitra vandro (fa tsy oliva)....
- Ry Besosy avy any Bezarety! Asehoy anay ny ray dia ampy anay izay
+ Tsy misy izy fa ny sainareo no mampisy sy tsy mampisy azy =))
Ry cutie mianakavy lehiretsy ka tena manja (cute) =))
- Raha sitrakao, asehoy anay ny iray dia ampy anay izay
+ Aza vendrana fa tsy aleo ve maka telo aman'efatra...toy izay iray?
novalian'i LazaDaddy ny 23/02/2008 05:15
3. rakapy
(
22/02/2008 03:03)
Tonga dia mivelara moa Ralaza fa aza misabaka fotsiny wa=))=))=))=))=))
5. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:06)
izay manko,,mivelara mivelara ... varo boba varo boba raiso aby fa aza hisabakana fotsiny ngo misamaka
6. LazaDaddy
(
22/02/2008 03:08)
rakapy> eritrereto toy ny tsy misy aho rakapy fa ny sainao ihany no mitondra an'io a =))=))
8. rakapy
(
22/02/2008 03:09)
Raha tsy mivelatra anie ka tsy misy ninoninona tafiditra ao anaty saina sy izay rehetra mety hidirana e!=))=))=))=))=))
9. LazaDaddy
(
22/02/2008 03:10)
Rakapy> ka rehefa tsy ampy tsimaintsy hidirana izay hita ka =))=))
cutie> ndry angaha tsy mahay sabaka? =))=))
cutie> ndry angaha tsy mahay sabaka? =))=))
15. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:23)
tandremo latsaka sy fanananiana halatsaka ary ny pala fa tsy ankanisika hono raha vaky pala eo an
20. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:32)
cutie> aleo aloha Ralaza hipalaka fa misabakaha.. za mivaro boanjo moa o rakapy m,anisa score
