Misabaka kely indray aloha :)
21. cutie
(
22/02/2008 03:45)
reto tena manimba concentration mitsy :-D
22. LazaDaddy
(
22/02/2008 03:48)
fa firy ppm (part per million) ny concentration andry ao?
23. LazaDaddy
(
22/02/2008 03:51)
rakapy> avy aty r'ise manisa scores a...esory tany iny labozia iny fa tsy mila mpitan-jiro amin'ny kilalao sabaka =))=))
24. cutie
(
22/02/2008 04:10)
za tsy mahay mandrefy :-D
25. LazaDaddy
(
22/02/2008 04:13)
ao refesiko fa za mahay mandrafitra kely ihany =))
26. cutie
(
22/02/2008 04:16)
ka in no andrasana:-D:-D:-D:-D
27. mitia04
(
22/02/2008 04:45)
mort doli fa nanitsa-dine!
28. ikaretsaka
(
22/02/2008 16:46)
la le ligne aza anefa tsary voafaritra koa
29. fijo
(
22/02/2008 20:46)
tena kilalaon'ankizy maditra ny an'ireto
30. cutie
(
22/02/2008 20:53)
hita koa
mila mikofensy daholo:-D
31. fijo
(
22/02/2008 20:54)
ndao hiala fa tsssss,ny antsika ny vavaka ary efa manomboka
32. cutie
(
22/02/2008 20:57)
33. fijo
(
22/02/2008 21:03)
sady androany vavaka fomba silamo,misy mitsongolika kely
34. cutie
(
22/02/2008 21:06)
35. fijo
(
22/02/2008 21:08)
he hehe vaovao fa ho hitandry eo ihany ka.hialao aloha ity toerana be fahotana ity
36. cutie
(
22/02/2008 21:11)
37. fijo
(
22/02/2008 21:23)
38. cutie
(
22/02/2008 21:42)
39. fijo
(
22/02/2008 21:47)
any milamina sy lavitra hadalana
40. cutie
(
22/02/2008 21:54)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0578