Finaninanana manindry dokambarotra(3)
1. Ylly
(
19/02/2008 15:14)
Ndao ry zareo mba hifaninana kely isika a!mahavita manindry im-piry isan'andro an'ireny dokambarotra ireny ianareo?
ao aloha hatomboko ny ahy jerena hoe?:)
ao aloha hatomboko ny ahy jerena hoe?:)
novalian'i Kwasi ny 20/02/2008 10:48
3. Ylly
(
19/02/2008 15:26)
=D=D=D=D tena mety ianao izany no mahazo ny loka voalohany raha misy a!:)
5. Ylly
(
19/02/2008 16:03)
fa zanany ahoana io?
ny ahy aloha dia eo @ 15 eo satria tsy mahazo pc tontolon'ny andro aho ka rehefa mba mahazo dia mba manindry e!
ny ahy aloha dia eo @ 15 eo satria tsy mahazo pc tontolon'ny andro aho ka rehefa mba mahazo dia mba manindry e!
6. ikalamako
(
19/02/2008 17:21)
ka i sefo tokony hiana-desona amin'i colar toa ity :
=))=))=))=))
amin'izay betsaka ny manindry bokotra dokambarotra :wink: fa izaho indraindray manadinodino ary koh !:oops: ka asa mba firy re ny vitako e...
colar:
mba mangataka tononkiran dedesse fa tiko b daholo le hira,hisy fatsiarovana ho anzay mampiditra avy aty amiko,misaotra mialoha
=))=))=))=))
amin'izay betsaka ny manindry bokotra dokambarotra :wink: fa izaho indraindray manadinodino ary koh !:oops: ka asa mba firy re ny vitako e...
8. ari.malala
(
20/02/2008 09:56)
:-D:-D:-Dza nihevitra we mila miklik impolo ao anatin'ny 1andro vo mety d miklik fona:-D:-D:-D:-D hay zany very ftsn le klik ra mihoatra ny 1:-D