Finaninanana manindry dokambarotra(3)

1. Ylly ( 19/02/2008 15:14)
Ndao ry zareo mba hifaninana kely isika a!mahavita manindry im-piry isan'andro an'ireny dokambarotra ireny ianareo?

ao aloha hatomboko ny ahy jerena hoe?:)
répondu par Kwasi le 20/02/2008 10:48
2. penina ( 19/02/2008 15:19)
izaho aloha tsy dia nanisa fa eo amin'ny 200 eo angamba raha kely
3. Ylly ( 19/02/2008 15:26)
=D=D=D=D tena mety ianao izany no mahazo ny loka voalohany raha misy a!:)
4. ainaheri ( 19/02/2008 15:42)
Ny ahy 5 tsy misy zanany:roll::roll: ary ny an'i Ylly mba firy??
5. Ylly ( 19/02/2008 16:03)
fa zanany ahoana io?

ny ahy aloha dia eo @ 15 eo satria tsy mahazo pc tontolon'ny andro aho ka rehefa mba mahazo dia mba manindry e!
6. ikalamako ( 19/02/2008 17:21)
ka i sefo tokony hiana-desona amin'i colar toa ity :

colar:

mba mangataka tononkiran dedesse fa tiko b daholo le hira,hisy fatsiarovana ho anzay mampiditra avy aty amiko,misaotra mialoha

=))=))=))=))

amin'izay betsaka ny manindry bokotra dokambarotra :wink: fa izaho indraindray manadinodino ary koh !:oops: ka asa mba firy re ny vitako e...
7. hery ( 20/02/2008 08:00)
Eee! indray mandeha isanandro ihany dia ampy :-)

Ny hafa tsy mikaonty akory.
8. ari.malala ( 20/02/2008 09:56)
:-D:-D:-Dza nihevitra we mila miklik impolo ao anatin'ny 1andro vo mety d miklik fona:-D:-D:-D:-D hay zany very ftsn le klik ra mihoatra ny 1:-D
9. Kwasi ( 20/02/2008 10:48)
ari.m> afaka klik im-10 ianao ho an'ny doka 10 samy hafa ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3469