CYCLONE IVAN

1. jogany ( 19/02/2008 14:44)
Allo allo daholo !
Manaona daholo nareo tamin'iny cyclone iny?Ny fahasalamana ?Izahay aty ivelany dia tsy mahazo vaovao firy mihitsiny ka nefa be mpanitany be ohatra ny havan'ireo touriste lasa tany Sainte-Marie tany. Ka raha ohatra raha misy fotoana dia ampivo ato ny infos fa hampitarina erany web amizay !
http://www.purplecorner.com/?p=275
http://www.purplecorner.com/?p=275
http://www.purplecorner.com/?p=275

Bizoux
novalian'i ainaheri ny 25/02/2008 15:08
2. Veloo ( 19/02/2008 18:24)
Tsisy afa tsy mivavaka ho an-drizareo any isika e.
3. Faah ( 19/02/2008 20:39)
Ahoana dole! Sambany mandray anjara e! Tena nandravarava taty ny cyclone. Eto Tanà miakatra b ny rano ary raha mbola tsy misy fijanona ny orana de ahiana ny isian'ny tondra-drano.Maro n ol tra-boina. Tany Ambatondrazaka vaky ny barazy olona 7 hatr@ izao no maty zazakely 2taona ny 1 @ ireo ar efa hita ny fatiny fa saingy miandry ny rano hihidina kely vao azo alaina satry voasaringotry ireny zvt maniry anaty rano ireny.Tapaka ny lalana. Ireo alo no vao2 henoko atra@ izao satry ny herin'aratra sy ny fifandraisan-davitra tsy mbola tena mande firy atramin'izao.
4. jogany ( 20/02/2008 05:18)
sotranao Faah manome vaovao
tena mampalahelo be izany tantara izany
nahazo contact any soanierana ivongo izahay ary sainte-marie fa raha misy manana havana any dia aza misalasala fa misy numero de telephone aty.
andefaso mail ato info@foko-madagascar.org

Mivavaky mafy anareo any @ tanana izahay aty ary atao zay mety mba hamparitahana ny vaovao
5. ravatorano ( 20/02/2008 09:49)
tena gravy aloha ity na dia tsy nitovy ny tamin'ny geralda aza nefa dia nanao ny nataony tokoa i ivan

[URL=http://yoopix.org/photo/1/19853-sin01.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_19853-sin01.jpg[/IMG][/URL]

jereo midi nivoaka androany 20/02/07 fa tao aby ireto sary eto ireto izay ahafahana mahatsapa ny fahavoazana naterak'i ivan le cyclone :x:cry::x:x:x
6. ravatorano ( 20/02/2008 09:55)
tondraka hatreny amin'ny jumbo score tanjombato sy ny toerana misy ny smart ao ny couts sns rehetra
tsy afaka niasa ny zone franche sasany tain'iny toerana iny nohon'ny fahavakisan'ny digue avy ery ampasika ka nahatondraka anosimahavelona sy ny fokotany manodidina azy
jereo ny santionany :
[URL=http://yoopix.org/photo/1/19859-sin02.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_19859-sin02.jpg[/IMG][/URL]
7. ravatorano ( 20/02/2008 10:01)
isaorana manokana ny gazty midi madagasikara nahafahako naka ireo sary ireo tao amin'ny site web-ny fa mlay e =D=D=D=D=D=D! za mantsy ry jogany tsary manan fakatsary :-D:-D:-D:-D
toy izao ary ny fahavakisan'ny digue izay nitarika ny tondrarano teny amin'iny faritra antsimondrano iny ka diniho tsara ange e :
[URL=http://yoopix.org/photo/1/19860-sin03.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_2_19860-sin03.jpg[/IMG][/URL]

tena hitanareo ve fa mahery vaika mihitsy ny "courant" an'ilay renirano ikopa
gravy an
8. jogany ( 20/02/2008 21:46)
misaotra mille fois ravatorano an!
Faly be i aho hoe en forme tsara naareo
i avylavitra nandefa video
http://club.blaogy.com
be dia be
http://club.blaogy.com
http://club.blaogy.com
http://club.blaogy.com

on pense très fort à vous

biz oroka
9. ainaheri ( 25/02/2008 15:08)
Naheno vao² za ato @ BFM TV fa nangataka fanampina any ivelany ra8 ,fa aiza lay we tsy vola no tsy misy fa ny fotoana andaniana azy no tsy ampy!!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0473