Ity misy hevitra mahafinaraitra

1. badboy ( 19/02/2008 09:55)
Ny fankahalana, tahaka ny fitiavana, dia mivelona @ zavatra kely indrindra; mety aminy daholo ny zavadrehetra!!
novalian'i badboy ny 29/02/2008 10:55
2. jemimah ( 19/02/2008 10:50)
hazavao fa mahaliana ahy
3. xxx ( 19/02/2008 11:00)
Tena marina izany ry badboy

D'ailleurs mifanakaiky ny fankahalana sy ny fitiavana, hany ka raha zavatra nitiavanao ilay olona taloha , dia mety miova hankahalànao azy indray avy eo

Ohatra , mpisipa : tsotra be izy ==> rehefa miady : vendrana be izy
4. ari.malala ( 19/02/2008 11:34)
endriky ny fitiavana iany hono ny fankahalana, ka matoa ianao mbola mankahala olona iray dia mbola misy fitiavnaa azy ao anatinao ao fa miseho @ endrika hafa fotsiny.
5. orona ( 19/02/2008 14:43)
ari.malala:

endriky ny fitiavana iany hono ny fankahalana, ka matoa ianao mbola mankahala olona iray dia mbola misy fitiavnaa azy ao anatinao ao fa miseho @ endrika hafa fotsiny.

contre

6. xyxy ( 19/02/2008 19:58)
Matoa ny olona iray mbola tinao dia satria mbola tinao ny défaut-ny izay, ny olona rehetra samy manana ny défaut-ny daholo fa ny fahazakànao sy ny fanekenao ny défaut-n'ilay olona miaraka aminao izay no mbola itiavanao azy ka mbola hijanonanao aminy....diniho tsara fa toy izany daholo ny mpifankatia rehetra.Fa rehefa tonga ny fotoana mankaleo anao dia lasa ianao mipitsika miala...Raha ny marina izany ny fitiavana dia midika ihany koa fahazakàna ilay défaut.
7. ikaretsaka ( 19/02/2008 23:40)
velabelaro hamakafakana azy
8. rastafarai ( 20/02/2008 02:19)
Ny olana tsy d le fitiavana na le fankahalahana fa le we maninona no io olona io no tiavina na hankahalaina!? Nisy ny fifandraisana nahafa-po matoa nisy ny fifankatiavana,misy ny zavatra nandratra na tsy nifanarahana matoa mifankahala.
Ny "tsy tia" sy ny "mankahala" anefa tsy mitovy.
9. badboy ( 20/02/2008 09:35)
Mitovy ihany amiko ny hoe tia sy mankahala satria na olona tinao aza, ra nanao zavatra kely monja tsy mifanaraka @ fomba fijerinao, dia lasa ankahalainao! Dia ny mitombona koa ny mifamadika @ zay!
10. tsiambaratelo ( 21/02/2008 18:26)
Marina izany!Misy olona mifankatia nefa mifankahala,rehefa tonga anefa ny andro hifandaozan\'izy ireo,zay vao tsapany ny fisin\'ilay fitia,tsy ny mpisipa ihany anefa no tojo an\'io ,fa na samy mpinamana ihany koa aza.
11. kelly13 ( 21/02/2008 19:17)
ny "indifference" no tena orera.
12. kelly13 ( 21/02/2008 19:17)
:oops: HS v za? :-D
13. Veloo ( 21/02/2008 19:41)
an3 tsy HS ndry ka :-D:-D:-D
14. kelly13 ( 21/02/2008 19:44)
sôtra veloo :-* :-D
15. Veloo ( 21/02/2008 19:47)
=))=))=))=))
16. badboy ( 21/02/2008 20:01)
"Indifférence" (tsy miraharaha) zany sady efa tsy mankahala tsony no tsy tia tsony!8)8)

Mahazo fessée-joyeuse ra vao miadaladala ah!:°):°):°)

17. Veloo ( 21/02/2008 20:06)
:roll::roll::roll:
18. badboy ( 22/02/2008 10:39)

Mahazo fessée-joyeuse ra vao miadaladala ah!

Ho an'i veloo sy kelly13!:-P:-P:-P
19. kelly13 ( 22/02/2008 10:50)
tsy matahotra fessee joyeuse :-P
20. badboy ( 22/02/2008 11:30)
Hum hum!! Provocatrice en plus!!:-P:-P

De mahazo fessée-joyeuse zany fa HS!:^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0876