Ity misy hevitra mahafinaraitra

21. tsiafoi1 ( 22/02/2008 15:02)
Ari-malala :
endriky ny fitiavana iany hono ny fankahalana, ka matoa ianao mbola mankahala olona iray dia mbola misy fitiavnaa azy ao anatinao ao fa miseho @ endrika hafa fotsiny.


Tena contre tanteraka za. Sanatria otran'ny miteny we DIEU = DIABLE

Ny loharanon'ny FITIAVANA dia ANDRIAMANITRA
Ny loharanon'ny FANKAHALANA dia ny DEVOLY
22. badboy ( 22/02/2008 17:17)
De ny loharanon'ny olombelona isian'ireo zvtr 2 reo iza??:-P:-P
23. ikaretsaka ( 22/02/2008 17:28)
ataovy ying yang foana e.. afangaroy ao fa tsy maintsy hiaina amin'io lafinjavatra 2 io foana
24. badboy ( 22/02/2008 17:46)
ataovy ying yang foana e.. afangaroy ao fa tsy maintsy hiaina amin'io lafinjavatra 2 io foana


De le mankahala zany sady mankahala be no mitia kely ihany! De le mitia zany sady mitia be no mankahala kely ihany!8O8O8O

Ataovy sérieux !:-o
25. kelly13 ( 23/02/2008 17:31)
ka zay nge le nilazako oe ny indifference no tena ratsy e, satria ny fitiavana sy fankahalana d sentiments dol
26. ikaretsaka ( 23/02/2008 22:57)
badboy:

ataovy ying yang foana e.. afangaroy ao fa tsy maintsy hiaina amin'io lafinjavatra 2 io foana


De le mankahala zany sady mankahala be no mitia kely ihany! De le mitia zany sady mitia be no mankahala kely ihany!8O8O8O

Ataovy sérieux !:-o



ka izay ny fiainana koa ..kodiarantsarety.. tena serieux... na tia foooooona aza ialahy tsy maintsy misy mankahala kely eny ihany
de na mankahala fooooona aza ialahy tsy maintsy misy tia kely ihany..
dia tsy aleo balancer-na!
27. badboy ( 24/02/2008 13:12)
ka izay ny fiainana koa ..kodiarantsarety.. tena serieux... na tia foooooona aza ialahy tsy maintsy misy mankahala kely eny ihany
de na mankahala fooooona aza ialahy tsy maintsy misy tia kely ihany..
dia tsy aleo balancer-na!
Tsy ratsy fa mijanona ho revirevy (utopique) fa tsy mety ho lasa tena izy!:-P:-P
28. tsiafoi1 ( 25/02/2008 10:59)
De ny loharanon'ny olombelona isian'ireo zvtr 2 reo iza??


ENY ny Mpamorona ny Devoly aza de Andriamanitra saingy efa opposants izy roa ireo fa tsy miaraka intsony.

Raha namorona azy t@'ny voalohany Andriamanitra de namorona azy ho TSARA INDRINDRA. Namorona azy ho voary manan-tsafidy izy fa tsy robot. Le brillant Ange LUCIFER, SAINGY efa nikomy sy nanohitra tany an-danitra LUCIFER + 1/3 des anges miriades de voazera niala tany, ary mitohy mamafy Fikomiana sy Fankahalana eto an-tany.
29. tsiafoi1 ( 25/02/2008 11:09)
Tahaka ny fisian'ny + // - ; Lahy // Vavy ny fisian'ny FITIAVANA sy ny FANKAHALANA, ny TSARA sy ny RATSY. Fa isika koa de nomen'ATRA safidy ROA ihany.
30. badboy ( 25/02/2008 13:54)
Tahaka ny fisian'ny + // - ; Lahy // Vavy ny fisian'ny FITIAVANA sy ny FANKAHALANA, ny TSARA sy ny RATSY. Fa isika koa de nomen'ATRA safidy ROA ihany.


Enô zany le isan'ny le mankahala ny samilehilahy na samivehivavy "homosexuel", no sady tsy manaiky ny fisian'ny fitiavana eo anivon'izireo??

PS : aza atao valiteny baiboly fa valiteninao manokana avy any amponao no asehoy!
31. tsiafoi1 ( 28/02/2008 06:02)
badboy :
Enô zany le isan'ny le mankahala ny samilehilahy na samivehivavy "homosexuel", no sady tsy manaiky ny fisian'ny fitiavana eo anivon'izireo??


Tena tsy manaiky ny homoséxualité za fa tsy mankahala ilay olombelona miaina ao anatiny
32. badboy ( 29/02/2008 10:55)
Zay njay le valiteny miodikodina : tsy manaiky fa tsy mankahala.
Mitovy @ hoe "za musulman fa tsy manda ny hisian'ny kisoa ao anaty ny loaka sy vary hohaniko"!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0765