Creation de site Web

1. comptezo ( 19/02/2008 19:52)
Iza no mba malala "logiciel de creation(site web). Fa nena ato ratsy sady ampy....Merci eh!!!:*
novalian'i manit ny 26/02/2008 09:03
2. penina ( 19/02/2008 20:10)
ilay :* ato am info koa mampi-=)) be.

"logiciel de creation(site web)"

Alavitra ny lalana :-D raha vao ilay fanontaniana fotsiny.
Fantaro aloha hoe inona ilay karazana site ketrehina, fa be dia be ny karazany: ana orin'asa ve sa communaute sa perso sa ...

Fa raha ilay paozin'ilay fanontaniana aloha dia dreamweaver angamba no mahavaly azy.
3. xxx ( 20/02/2008 07:23)
Inona tsara koa ilay tena ilainao ?

- Raha editeur de texte dia misy ny Context, Notepad++, sns afaka anaovana HTML sy CSS sy PHP sy javascript sns
- Raha hanao Ajax dia asio maso kely ihany ny Aptana
- Raha mila editeur Wysiwyg dia Kompozer (NVU taloha) no gratos fa Dreamweaver (lafo kokoa) na Namo Web editor (mora kokoa) raha tsy gratos.
- Ny Visual Studio Express koa misy Web Developer, gratos. Raha mpianatra ianao dia afaka mahazo version Pro ( http://infogasy.net/?q=node/2637 )

- Sa CMS ? Raha izay dia http://opensourcecms.com/
4. fetrakens ( 21/02/2008 08:32)
Tsy mazava tsara ilay fanontaniana e! betsaka mantsy ny logiciel e! afaka mi-télécharger @ net kou ngeh e! any manao recherche fa inona ny zavatra tsy hita any e!:arrow: "recherche et téléchargement"
5. comptezo ( 21/02/2008 20:40)
xxx:

Inona tsara koa ilay tena ilainao ?

- Raha editeur de texte dia misy ny Context, Notepad++, sns afaka anaovana HTML sy CSS sy PHP sy javascript sns
- Raha hanao Ajax dia asio maso kely ihany ny Aptana
- Raha mila editeur Wysiwyg dia Kompozer (NVU taloha) no gratos fa Dreamweaver (lafo kokoa) na Namo Web editor (mora kokoa) raha tsy gratos.
- Ny Visual Studio Express koa misy Web Developer, gratos. Raha mpianatra ianao dia afaka mahazo version Pro ( http://infogasy.net/?q=node/2637 )

- Sa CMS ? Raha izay dia http://opensourcecms.com/




Merci eh! :wink: Le izy logiciel de creation site Web tsy de fatako lôtra ny karazany sy ny sisa.Logiciel oatra oe GIMP sns...Azo anaova Protocole TCP/IP oatra...HTTP,FTP,TELNET,MIME,POP ,SMTP sns...Ny langage HTML mo iny tsisy probleme..

Merci @ hevitra hafa(fanampiny) eh!
6. xxx ( 22/02/2008 10:45)
Mananihany ve nareo zany e ? :^)
Eo aloha http://www.amazon.fr/Concevoir-cr%C3%A9er-site-Pour-Nuls/dp/2844278353/ref=pd_bxgy_b_img_b/402-0965561-1790535 ary 8)
7. comptezo ( 25/02/2008 22:41)
Mer6 eh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
8. manit ( 26/02/2008 09:03)
Izaho afakamampianatra ano micree site web rehetra mitsy. no mora ny eco!
contacteo ity! manitsim@yahoo.fr:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291