dedesse
1. colar
(
16/02/2008 03:48)
mba mangataka tononkiran dedesse fa tiko b daholo le hira,hisy fatsiarovana ho anzay mampiditra avy aty amiko,misaotra mialoha
2. jemimah
(
16/02/2008 09:52)
tongava aty amiko fa omeko cahier de chant
3. ikalamako
(
16/02/2008 12:16)
fahatsiarovana ? =))=))=))
tsy maintsy misy tambiny angaha vao afaka manome kosa ry colar e ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0975