Fitsarana ny papa infaillible
1. LazaDaddy
(
12/02/2008 07:14)
Papa Stephen VI mitsara ny Papa Formosus noho ny fitorian'ny Papa Jaona VIII: Fitsarana "cadavre"
Loharano: Wikipedia - "Pope Formosus" in the 1913 Catholic Encyclopedia.
Dika teny malalaka: LazaDaddy
http://en.wikipedia.org/wiki/Pope_Formosus#Posthumous_trial
Ny taona naha Papa an'i Formosus dia nanomboka tamin'ny 891 ka hatramin'ny 896. Maty tamin'ny 4 Aprily 896 izy ary nodimbiasin'ny Papa Boniface VI, izay nodimbiasin'ny Papa Stephen VI.
Nandritry ny naha Papa an'i Stephen VI dia nofongarina tao am-pasana ny fatin'i Formosus tamin'ny taona 897, ary notafiana akanjon'ny Papa. Napetraka teo amin'ny "seza fiandrianana" ny razana ary nasaina niatrika ireo fitorian'ny Papa Jaona VIII (872-882).
Didim-pitsarana: tsy mendrika ny maha Papa i Formosus. Nofoanana avokoa ny asa sy ny didiny ary ny fanapaha-keviny rehetra. Norovitina ny akanjon'ny Papa nandrakofana ny vatana mangatsiakany, ary notapahina ny rantsatanany ankavanana miisa telo...dia natsipy tao amin'i Tiber ny razana.

novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:23
4. hery
(
12/02/2008 12:11)
Soa fa mbola tsy déclaré ny infaillibilité pontificale tamin'izany
http://fr.wikipedia.org/wiki/Infaillibilit%C3%A9_pontificale
http://fr.wikipedia.org/wiki/Infaillibilit%C3%A9_pontificale
6. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:01)
prime> dia aza sahiranina loatra amin'izany ny saina raha amiko, tsara ny liana, fa ratsy ny manahiran-tsaina
7. prime
(
12/02/2008 13:07)
ika> tsy sahiran-tsaina amin'izany aho kah... fa miteny hoe "manahirana" io dogma io na kokoa hoe "manahirana" ny miresaka io dogma io...
8. prime
(
12/02/2008 13:09)
ika> tsy sahiran-tsaina amin'izany aho kah... fa miteny hoe "manahirana" io dogma io na kokoa hoe "manahirana" ny miresaka io dogma io...
9. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:30)
ah ok... dia tsara kokoa angaha raha miezaka mahazo ilay izy aloha alohan'ny hiresahana momba azy?
11. tsiafoi1
(
12/02/2008 16:24)
Nandritry ny naha Papa an'i Stephen VI dia nofongarina tao am-pasana ny fatin'i Formosus tamin'ny taona 897, ary notafiana akanjon'ny Papa. Napetraka teo amin'ny "seza fiandrianana" ny razana ary nasaina niatrika ireo fitorian'ny Papa Jaona VIII (872-882).
Didim-pitsarana: tsy mendrika ny maha Papa i Formosus. Nofoanana avokoa ny asa sy ny didiny ary ny fanapaha-keviny rehetra. Norovitina ny akanjon'ny Papa nandrakofana ny vatana mangatsiakany, ary notapahina ny rantsatanany ankavanana miisa telo...dia natsipy tao amin'i Tiber ny razana
Aim-bery maina fotsiny izany rehetra izany satria hoy ny Tenin'Andriamanitra ao @'ny MPITORITENY 9/5-6 : "Fa fantatry ny velona fa ho faty izy, fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy ; hadino ny fahatsiarovana azy. Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy ho efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay @'izay atao aty ambanin'ny masoandro izy"
12. ikaretsaka
(
12/02/2008 17:41)
raha testamenta taloha no hitsimponana hanaporofoana testamenta vaovao... dia eo isika no horaisina
13. LazaDaddy
(
12/02/2008 20:30)
hery> mahaliana araka ny nambaranao tokoa, saingy manafitohina ihany koa rehefa dinihina. Marina tokoa fa taty aoriana io "dogme" manahirana io vao nipoitra.
prime> tena mampanongo tena sy mampalahelo ilay tantara...sanatria sahala amin'ny...nefa aoka tsy anao fampitahana sao misy tohina.
mmmhh> tsy misy fisaoranafa nitatitra fotsiny aho fa inoaka ho betsaka ny mahalala an'io zava-misy sy raitry ny tantara io.
tsiafoi> marina tokoa ny teninao
ikaretsaka> mifameno ny Testamenta taloha sy Vaovao, ary tsy nahalala an'i Kristy ny mpianany raha tsy nisy ny faminanian'ny profety.

14. ikaretsaka
(
12/02/2008 21:10)
mifameno fa tsy natao hifanampirofo... izay ange no tiako lazainna e
16. fijo
(
12/02/2008 22:04)
tena zavatra ratsy indrindra amin'ny zavamisy ao amin'ny katolika dia ny nametrahana io "tsy mety diso"io.
hoatry ny hadino fa olombelona ny papa.
hoatry ny hadino fa olombelona ny papa.
17. ikaretsaka
(
12/02/2008 22:05)
ka inona lety ny ambony... olombelona sa boky maromaro mitambatra milaza ny maha infaillible ny pouvoir nomen'A/tra ilay olombelona io
18. LazaDaddy
(
12/02/2008 22:08)
enga anie ka mba ho "hendry kokoa" noho ireo papa ireo zafy sy ratsiraka sy ravalomanana (na fantatra aza ny fahalemeny) ka tsy hanao zavatra mampalahelo toy izao.
19. ikaretsaka
(
12/02/2008 22:10)
tsy hitako ny hidiran'ireo ato @ resaka fivavahana sy finoana...
(vary amin'anana na compose indray ngamba izany kalin i LD ao izany:P)
(vary amin'anana na compose indray ngamba izany kalin i LD ao izany:P)
20. fijo
(
12/02/2008 22:11)
raha vao manome io fahefana tsy ho diso io ,na inona na inona dia ratsy amiko