Fitsarana ny papa infaillible

21. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:13)
fijo> fa inona no mahatonga an'ise miteny izany kosa?
22. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:18)
ary raha zohiana izany ny raisonnement an'i fijo dia izany no ilazan'ialahy sy tsy dia mahatongan'ialahy tsy hifandray loatra @ A/tra satria Lery koa izao manana fahefana tsy diso?
k'hony e?
23. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:20)
ny hitako indray dia ity no tian'i fijo tsipihina angamba:
fijo:
hoatry ny hadino fa olombelona ny papa.
24. fijo ( 12/02/2008 22:21)
na dia tsy mino aza aho,ny filazana fa tsy diso andriamanitra mba azoko hajaina,satria io zavatra tsy nisy nahita ,ka sarotra tsaraina hoe diso na tsia,fa ny olombelona ,miaina ao amin'ny fiarahamonina olombelona,no lazaina fa tsy mety diso dia tena diso amiko;
ary naninona no nekena fa diso ny talohany????
25. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:25)
satria ilay olombelona nahazo pouvoir t@ andriamanitra.. dia rehefa nahazo pouvoir avy any @ "tsy diso" ialahy dia "tsy diso"
araka ilay finoana katolika io fa sao lasa polemika be eo indray an

Lazadaddy... Olombelona tokoa izy... saingy papa fa tsy Ika na i i fijo na i LD...
ohatran'ny hoe samy olombelona ihany fa naninona no izy fa tsy i LD?
26. rabilabila ( 12/02/2008 22:29)
Ika a!! araky ny finoana katolika hoy i Ika , ary raha zohiana amin'ny saina tsy miangatra ?
27. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:30)
ikaretsaka:
satria ilay olombelona nahazo pouvoir t@ andriamanitra.. dia rehefa nahazo pouvoir avy any @ "tsy diso" ialahy dia "tsy diso"
ireto misy contre-exemples tsy azo refuter-na:

1) Satana nahazo pouvoir tamin'Andriamanitra...fa diso satria solafaka
2) Adama nahazo pouvoir taminy...fa diso satria solafaka
3) Na ratsiraka sy ravalomanana koa aza nahazo pouvoir tamin'Andriamanitra hitondra an'i Madagasikara...fa diso satria solafaka
4) torak'izany koa ny mpanjaka Davida sy ireo maro hafa
28. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:31)
ka katolika stufs io fa tsy saina tsy miangatra koa... resaka fivavahana katolika...
raha nanana papa ny fivavahana hafa dia izay no ataoko hoe "saina tsy miangatra"

izay le hoe ny baolina basket aleo ho an'ny basket
29. rabilabila ( 12/02/2008 22:35)
Ka 'za nge i Ika olona no anontaniako e!!
30. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:35)
1) Satana sns.... nahazo pouvoir dia diso sy voaporofo fa diso dia nesorina ny pouvoir-ny

t@ izy nahazo pouvoir dia nahazo plein pouvoir kosa


fa ity isika mahamenatra be ( nareo manko e) fa ohatran'ny hoe mpanao foot miresaka basket izany no fahitako azy ..
marina fa samy baolina , samy sport ... fa samihafa ihany ko!
dia raha te hiresaka basket ianareo dia apetraka kosa aloha ny godasy sy ny gants ....
fa njary tsa mifankahazo resaka:wink:
31. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:41)
ikaretsaka:
dia rehefa nahazo pouvoir avy any @ "tsy diso" ialahy dia "tsy diso"

Fanontaniana manitikitika ahy...pouvoir avy aiza izany ny an'ny papa Formosus sy ny an'ny papa Stephen VI? Ahoana ny hevitr'ikaretsaka amin'ny fitsarana vatana mangatsiaka nofongarina tao am-pasana izany?
32. fijo ( 12/02/2008 22:43)
Religion : Le Pape Theodoros II de l’Eglise orthodoxe effectuera une visite à Madagascar le 14 février de source auprès de cette église. Le Pape Théodoros II est le patriarche d’Alexandrie et de toute l’Afrique. Il est le 130ème Pape et Patriarche d’Alexandrie, le successeur de Petros VII, qui est déjà venu à Madagascar en 2004.

io izao misy papa hafa,ka azo raisina le saina tsy miangatra eto sa ahoana?

ary rah ale hoe nahazo fahefana avy ary de mitovy aminy.aza hadino ,fa ny nahazo fahefana tsy voatery hitovy amin'ny nanome fahefana.raha tsy izany dia nitovy aby ny toetra sy ny fanapahankevitr'ireo papa rehetra nifandimby
33. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:43)
ohatran'ny pouvoir an'i saoly sy i davida ihany io e!
34. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:46)
ohatran'ny pouvoir an'i saoly sy i davida ihany io e!
ka ireny "mety diso" :)
35. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:47)
satria voaporofo fa diso
36. fijo ( 12/02/2008 22:48)
ka mety handiso kely ilay nandray ka
37. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:49)
Ahoana ny hevitr'ikaretsaka amin'ny fitsarana vatana mangatsiaka nofongarina tao am-pasana izany?
38. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:51)
rehefa voaporofo dia ie...
jereo ny condition an'ny "ex cathedra" ho an'izay liana
39. fijo ( 12/02/2008 22:52)
eto dia manahirana satria ny asany ve no tsaraina sa izy?
40. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:53)
Ahoana tokotrany ny hevitr'ikaretsaka amin'ny fitsarana vatana mangatsiaka nofongarina tao am-pasana izany e? Mba tiako ho fantatra ny fomba fijerinao amin'ny maha "relijiozy" anao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421