Fitsarana ny papa infaillible

41. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:54)
misy lalana madrara izany ve?
42. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:55)
ikaretsaka> ise izany mankasitraka ny fanongorana faty tao am-pasana dia apetraka eo ambony seza tsaraina?
43. fijo ( 12/02/2008 22:59)
ny razana raha hotsaraina dia tsy azo ekena aradalana,fa raha ilaina kosa io hitadiavana profo ,dia eken'ny lalana
tadidio fa raha maty ialahy alohann'y hitsarana an'ialahy,na dia namono olona aza dia maty tsy meloka izay.
44. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:01)
sarotra be io ralaza ho an'ny olona tsy mahay ilay regle des jeux.
ohatran'ny hoe sarotra @ mpanao baolina kitra no hiteny sy hiresaka basket ....
fa soit ianoa mpanao basket .. soit ianao mba mahay ny kilalao..

tsy misy hafa @ olona mpanao tennis mijery baseball ihany io. misy baolina kely atsipy fa samihafa ny tanjona
45. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:01)
fijo> ary ahoana ny fanapahana ratsan-tanan'ny vatana mangatsiaka izany noho ny didim-pitsarana ny fatiny?
46. fijo ( 12/02/2008 23:03)
ny fitsarana ny fatiny aloh adia efa tsy aradalana,ka rah ambola nisy koa izany dia efa famingavingana ny faty izay,ka rah ahoantsika gasy ,dia tena ratsy be ny savy momba ny famingavingana ny faty.
47. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:03)
ikaretsaka:
sarotra be io ralaza ho an'ny olona tsy mahay ilay regle des jeux.
izaho tsy niteny hoe mora sa sarotra fa ny hevitr'ise no tiako ho fantatra :) ise ve izany mankasitraka ny fanongorana faty tao am-pasana dia apetraka eo ambony seza tsaraina?
48. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:04)
de aiza hoa ny lalana mandrara izany?
49. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:05)
nena rehefa tsy voarara dia sitrako
50. fijo ( 12/02/2008 23:07)
ka voarara io ary fady araka ny fomba koa;"raha any mada" aloha an
51. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:08)
ikaretsaka> izay anie no nandrasana tamin'ise e :)...izao mba fantatra ny hevitr'ise fa mankasitraka ny famongorana faty hiala tao am-pasana ise dia ampiakanjoana sy apetraka eo ambony seza tsaraina...

fijo> marina ve fa ny adala tsy tsaraina satria tsy "responsable" sady tsy afaka miaro tena?
52. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:09)
fijo:

ka voarara io ary fady araka ny fomba koa;"raha any mada" aloha an


any Mada izany .. amin'izao fotoana izany..
io tsy tany mada.... ary t@ izany andro izany...
53. fijo ( 12/02/2008 23:10)
tsaraina aloha,ka raha voamarina fa adala dia mitsahatra hatreo ny fitsarana satria ny olona tsy tompon'ny sainy "adala"tsy tomponandraikitra amin'izay ataony.tsy azo gadraina koa izy fa alefa tsaboina any amin'ny tranon'adala
54. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:15)
ka nga le faty lety ry fijo nogadraina raha tsy navalana tany tiber an!
sady "t@ izany andro izany hoa"
55. fijo ( 12/02/2008 23:21)
ny lalana tamin'izany aloha tsy hiteny aho sao miteniteny foana.
satria fantako ohatra ,fa taminn'y andron'i ranavalona I,dia nitsara barika feno toaka izy ,ary dia voaheloka ilay barika ka nakodiadia teny soanierana
56. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:22)
fijo>ikaretsaka> tsy nogadraina tokoa ilay faty nofongarina fa notapahina ny ratsantanany...
57. fijo ( 12/02/2008 23:23)
izany hoe nomelohina ilay izy.
58. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:24)
t@ izany andro izany..
fijo> marina manko koa io t@ ndranavalona io


59. LazaDaddy ( 12/02/2008 23:26)
fijo:
izany hoe nomelohina ilay izy.
eny, nomelohina ilay faty ary izay no nanapahana ny ratsantanany telo...


60. ikaretsaka ( 12/02/2008 23:28)
t@ izany andro izany aza adino foana an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.01