Fitsarana ny papa infaillible
101. LazaDaddy
(
14/02/2008 18:45)
soanja> mahatsiaro voatsiratsira angaha i soanja amin'ny fitaterako tantara voarakitra ao amin'ny encyclopedie catholique? Mora mi-react sy entim-po ianao raha izany...
ikaretsaka> izay voalazan'ise izay no nambarako an'ise hoe ilay interpretation an'ireo papa ireo izany no baribarianina tamin'izany fotoana izany, sy miovaova rahateo koa
ikaretsaka> izay voalazan'ise izay no nambarako an'ise hoe ilay interpretation an'ireo papa ireo izany no baribarianina tamin'izany fotoana izany, sy miovaova rahateo koa
102. ikaretsaka
(
14/02/2008 20:04)
tsy ny papa ihany ny baribarianina t@ izany fa ny olona rehetra mihitsy ka..
le societe 1 manontolo niaina t@ izany
le societe 1 manontolo niaina t@ izany
103. LazaDaddy
(
14/02/2008 20:06)
ikaretsaka::)
tsy ny papa ihany ny baribarianina t@ izany fa ny olona rehetra mihitsy ka..
le societe 1 manontolo niaina t@ izany
105. soanja
(
14/02/2008 20:22)
LazaDaddy:
soanja> mahatsiaro voatsiratsira angaha i soanja amin'ny fitaterako tantara voarakitra ao amin'ny encyclopedie catholique? Mora mi-react sy entim-po ianao raha izany...
ikaretsaka> izay voalazan'ise izay no nambarako an'ise hoe ilay interpretation an'ireo papa ireo izany no baribarianina tamin'izany fotoana izany, sy miovaova rahateo koa
An an tsy mora tezitra mihitsy aho. Mbola tsy niresaka tamiko ianao dia tsy afaka ny hitsara saingy kosa mahavarina ahy hoe nahoana ianao milaza fa tsy mamaky boky hafa na mijery zavatra hafa no mahaita an'ireo. tsy midika ve zany LD fa variana amin'nu zavatra tsy tokony hahavariana anao ianao. Nefa ny baiboly ary betsaka ny zavatra mbola tsy fantatrao sy mila alalinina. Hozy ianao ihany.
Hitanao ny tiako lazaina.
LD a, tsy katolika aho. Tsy manana antokom-pivavahana aho. Mino an'Andriamanitra lehibe aho ary Izy irery ihany no itokisako! Ny fiangonana/trano natokana hivavahana miorina n'aiza n'aiza kosa dia hidirako rehefa ilaiko ny fanaovana izany ka na mosque io na sinagoga na katedrala na inona dia idirako avokoa rahefa tiako izany. Satria mahatoky ny tenako aho satria ananako Andriamanitra ary miaro ahy Izy noho ny fitiavany.
106. LazaDaddy
(
14/02/2008 20:24)
soanja:nilaza an'izany tokoa ve aho? :) Izaho aza mamporisika hoe karohy dia ampilaharo amin'ny Baiboly fa raha tsy mifanaraka amin'io dia ario :)
mahavarina ahy hoe nahoana ianao milaza fa tsy mamaky boky hafa na mijery zavatra hafa no mahaita an'ireo.
108. LazaDaddy
(
14/02/2008 20:28)
LD a, tsy katolika aho.tsara izany :)
Mino an'Andriamanitra lehibe aho ary Izy irery ihany no itokisako!tsara fa tohizo :)
110. LazaDaddy
(
14/02/2008 20:42)
ikaretsaka> fa inona no mahatonga an'ise ho "suspicieux" toy izany?
Sa tokony novaliako i soanja sanatria hoe "manompo sampy" izy izany?
Sa tokony novaliako i soanja sanatria hoe "manompo sampy" izy izany?
111. ikaretsaka
(
14/02/2008 20:43)
le ho'zy enao hoe tsara izany rehefa tsy izy de raha izy izany dia maninona?
113. rabilabila
(
14/02/2008 21:32)
Izaho aza mamporisika hoe karohy dia ampilaharo amin'ny Baiboly fa raha tsy mifanaraka amin'io dia ario
Waouuuhhh!!! ça a le mérite d'être claire!!Siantifika moa i LazaDaddy raha tsy diso aho e?
hmmmmmm!!!
116. ikaretsaka
(
14/02/2008 21:54)
ny fahalalako izany scientifika izany manko de lojika sy open minded fa tsy borne.. ary olona manana arguments sy manadihady ... kanefa....
117. LazaDaddy
(
14/02/2008 21:57)
inona ilay lozika tian'ikaretsaka ambara? Toy ny hoe rehefa baribarianina daholo ny olona dia mba lasa nivelatra sy lasa baribarianina koa ireo papa?
118. ikaretsaka
(
14/02/2008 22:04)
izany ohatra.. baribarianina dia tsy te hahalala amin'iny fa bornena amin'iny ny saina!
120. rabilabila
(
14/02/2008 22:34)
LazaDaddy > Nahita an'io valinteninao io aho dia nahatsiaro tampoka ny fiandian-kevitra tamin'ilay namako IDer's (néocréationniste) izay .Mazava ka!!:)Any amin'ny tanin'ny Kangourou i LazaDaddy ?
ps:Tsy voatery valiana akory raha manahirana!!
ps:Tsy voatery valiana akory raha manahirana!!
