Fitsarana ny papa infaillible
61. fijo
(
12/02/2008 23:28)
izao no tsy azoko.
raha toa ka nomelohina izany le vatana.dikan'izay dia diso ny zavatra nataony.
aza hadino anefa fa raha nanao izay zavatra izay izy,tsy amin'ny maha fijo azy na ika fa amin'ny maha papa azy.ka nahoana no "izy"vatana no tsaraina fa tsy ny "toerany"izany hoe ny papa????

62. ikaretsaka
(
13/02/2008 01:58)
ohatran'ny hoe naninona izy Voninahitsy na i sadam no novonoina fa tsy izy presidan'iraka!?
63. LazaDaddy
(
13/02/2008 02:06)
fijo> ny ahy ny tena "nanafitohina" ahy tamin'io tantara io dia hoe faty loarana tao am-pasana dia..avy eo notapahina ny rantsany...mampahatsiahy ny fahadalan'ny mpiasan'ny "morgue" sasany rehefa vehivavy no maty:evil:
64. ikaretsaka
(
13/02/2008 02:08)
dia inoan no mahatafitohina an'i laza .. le izy nofongarina sa le izy ahoana..
tadidio hoa fa t@ izany andro izany tsy ohatran'izao andro izao an"

65. LazaDaddy
(
13/02/2008 02:14)
tamin'izany andro izany koa angaha fitondran-tena baribarianina no nampianarin'Andriamanitra?
66. prime
(
13/02/2008 08:51)
ikaretsaka:... efa azo ilay izy kah... fa ilay dogma mihitsy no manahirana...
ah ok... dia tsara kokoa angaha raha miezaka mahazo ilay izy aloha alohan'ny hiresahana momba azy?
67. hery
(
13/02/2008 09:05)
:-)
Mbola tsisy katolika sy protestà ange tamin'izany ry zareo e. Mbola papan-tsika rehetra io :-p
Fa na izany na tsy izany, tsy ilay vatana mangatsiaka no notsaraina fa ny asany. Fombafomba naseho maso fotsiny iny... na cérémonie mba hahitan'ny rehetra fa nolavina ny fampianarany.
Tsy ny katolika irery no manao an'io fihetsika io kah.
Misy ohatra ny mandoro sainam-pirenena mba hilazana fa mankahala an'ilay firenena (kanefa ilay firenena tsy may akory)
Misy ny milentika anaty rano mba hilazana fa manadio ny fahotana (kanefa ny fahotana tsy voadion'ny rano)
sns...

68. LazaDaddy
(
13/02/2008 09:26)
Hery> raha ireo zavatra notanterahiny ireo aloha dia sarotra ny hampiesona ny olona hoe "dimbin'i Piera" no nahavanon-doza toy izao...
69. hery
(
13/02/2008 10:12)
Laza> I Piera aza mba nahavanona lavitra fa i Kristy mihitsy no nolaviny intelo kanefa niara-niaina taminy...
70. tsiafoi1
(
13/02/2008 11:10)
raha testamenta taloha no hitsimponana hanaporofoana testamenta vaovao... dia eo isika no horaisina
Tenin'Andriamanitra io na Testamenta Taloha na Testamenta vaovao ka asakasak'izay sahy hanohitra azy fa mba nindramiko ho enti-mamaly ny toe-jvt manahiran-tsaina toy izao.
71. ikaretsaka
(
13/02/2008 15:10)
Hery> raha ireo zavatra notanterahiny ireo aloha dia sarotra ny hampiesona ny olona hoe "dimbin'i Piera" no nahavanon-doza toy izao...
Laza> I Piera aza mba nahavanona lavitra fa i Kristy mihitsy no nolaviny intelo kanefa niara-niaina taminy...
:-P
72. ikaretsaka
(
13/02/2008 15:12)
tsiafo> tsy natao hifanamporofo no tena tanjona @ ilay izy fa hifameno..
tsy misy hafa amin'ilay hoe tsy hanavao ny lalana fa hanatanteraka e.. hoy i Razezo

73. piste
(
13/02/2008 15:43)
Avaho tsara ry zalahy @ fotoana manao ahoana ny Papa no tsy mety diso. " quand il parle en ex-cathedra..." ( fantaro aloha io).
Faharoa, tsy isan'andro izy no mampiasa an'io fahefana io, fa misy fotoanany.
Ary tsy @ anarany na opinion personnelle akory no ilazany izany fa @ maha-mpampianatry ny Fiangonana sy @ maha-Pasteur universel azy.
Na izany na tsy izany, Dogme io, ka raha tsy masom-pinoana no ijerena izany, fa @ saina @ maha-olombelona fotsiny, dia hanahirana foana.

74. pissoa
(
13/02/2008 16:40)

75. ikaretsaka
(
13/02/2008 16:48)
efa eeeeeeela aho no niteny an'io an'i piste io fa deeeee8):roll:
piste:
Avaho tsara ry zalahy @ fotoana manao ahoana ny Papa no tsy mety diso. " quand il parle en ex-cathedra..." ( fantaro aloha io).
Faharoa, tsy isan'andro izy no mampiasa an'io fahefana io, fa misy fotoanany.
Ary tsy @ anarany na opinion personnelle akory no ilazany izany fa @ maha-mpampianatry ny Fiangonana sy @ maha-Pasteur universel azy.
Na izany na tsy izany, Dogme io, ka raha tsy masom-pinoana no ijerena izany, fa @ saina @ maha-olombelona fotsiny, dia hanahirana foana.
37. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 12-02-2008 23:51:07
Lohateny : Re : Fitsarana ny papa infaillible
rehefa voaporofo dia ie...
jereo aloha ny condition an'ny "ex cathedra" ho an'izay liana
76. ikaretsaka
(
13/02/2008 16:50)
io no nahatonga ahy niteny ilay hoe ianarana aloha ny reglement ana baseball vao miresaka baseball fa tsy hoe misy zavatra boribory atao hoe baolina atsipt io akory dia baolina (nefa baolina kitra no hainao)!
77. LazaDaddy
(
13/02/2008 20:23)
LazaDaddy:
tamin'izany andro izany koa angaha fitondran-tena baribarianina no nampianarin'Andriamanitra?
78. ikaretsaka
(
13/02/2008 20:50)
possible.. ny anaran'ny t@ izany fotoana izany ange hoe dark ages e
79. LazaDaddy
(
13/02/2008 21:12)
LazaDaddy:
tamin'izany andro izany koa angaha fitondran-tena baribarianina no nampianarin'Andriamanitra?
ikaretsaka:dia manao tsinontsinona an'Andriamanitra ise r'ikaretsaka fa kosa manaja ireo mpilalao faty
possible..
80. ikaretsaka
(
13/02/2008 21:28)
sarotra be io laza fa tsara angamba raha voafehinao ilay resaka ex cathedra sns.. izay ianao vao miverina fa lasa ohatran'ny miresaka baskety @ mpanao kitra ilay izy dia na samy baolina aza no resahina dia samihafa ilay lalana!