Fitsarana ny papa infaillible

121. LazaDaddy ( 14/02/2008 22:40)
rabilabila> tsy haiko izay adihevitrao tamin'olon-kafa tany fa izaho dia siantifika tokoa, fa mialohan'ny maha siantifika ahy dia mino an'Andriamanitra Rain'i Jesosy Kristy, nahary ny lanitra sy ny tany aho :)
122. fijo ( 14/02/2008 23:06)
rainy fa tsy sady andriamanitra no zanaka.

za kosa aloha tsy mahita hoe maniratsira ilay loahevitra.(asa ny maha tsy kato an'i laza ngamba no mahatonga anareo hisaina izany)
za ohatra raha namoaka resaka momba ny papa clément teto tsy te hanimbazimba azy;fa mba tiako ho ain'ny olona ny zavatra nisy.asa anefa izay tena any an tsain'i laza fa za tsy hitsara avy hatrany

za koa tsy haniratsira ny (papa) satria nisy iray tena tiako tamin'ireo (i J.paoly faha 2)
nefa koa di afantatro fa nisy tena tsy azoko hoe ahoanano naha lasa papa azy.ka izay no tsy anekeko io hoe "authority absolue"
123. ikaretsaka ( 14/02/2008 23:15)
de tohizo vakiana hatrany @ farany ange le izy sy ny famoahan'i laza hevitra ry fijo e..

fa bila kely mba voamariko manokana ity, ialana tsiny ho an'izay tafitohina, disoy aho raha diso:

misy fahasamihafana be nareo mitsam na hoe samy tsy kato sy sy samy namoaka problem momban'ny papa aza
ialahy rehefa hazavaina dia mora mandray, fa nen'i lery rehefa iny na izay ny idee pre concu ao an-doha dia iny foana dia rehefa tsy misy alahatra intsony dia avily ilay izy.. fa tsy hoe ah ok .. izay izany.

izay amiko no mah asamihafa an'i lisany mitsam... ialahy manontany mba hivelarana sy mba hampitatra ny connaissances sy ny fijery, fa lery manontany mba ahitana fika vao mainka hi se renfermevana @ ilay prejuges efa hananan'i lery sy hi attaquer-na ilay tsy azo ao amin'ilay izy! (na point 1 aza io)

rehefa lany arguments ialahy dia izay, dia raisin'ialahy antsikitsiky ilay izy dia convaincu ialahy fa ny ani lery dia aller retour eo fotsiny

anontanio i pissoa fa izy efa mahay tsara ilay disque:-D:-D

124. fijo ( 14/02/2008 23:33)
izay moa izy ihany no mahay izay tena any antsainy,fa tsy azoko idirana izay.
125. ikaretsaka ( 14/02/2008 23:38)
mba reflections koa ny ahy iny..mba voamariko tato fotsiny
126. fijo ( 14/02/2008 23:40)
aiza ialahy rylaza hiaro tena fa elahy no resaka izao
127. LazaDaddy ( 14/02/2008 23:52)
fijo> tsy mila miaro tena aho ry fijo fa ny sasany aza mahatsiaro voatsiratsira a :)
128. fijo ( 14/02/2008 23:53)
ka izay tokoa ve no izy sa ahoana?
129. LazaDaddy ( 15/02/2008 00:00)
fijo> inona moa no antony tokony hiarovako tena, fa angaha izaho meloka? Meloka tamin'iza? Dia hotapahina koa izany ny ratsantanako raha maty aho sanatria? =))=))
130. ikaretsaka ( 15/02/2008 00:26)
tsy misy fiarovantena io ra fijo fa fahatsapana sy remarques fotsiny an
131. fijo ( 15/02/2008 23:38)
tsy milaza aho hoe meloka ise ka,fa momba ny mety ho fisainan'ise no resahina ,ka mila mba azo ny hevitry ny resahina
132. mpisotrtoaka ( 02/07/2014 12:23)
ôh ! Mahaiza daholo manaja ny rafitra apetraky ny olona amin'ny zava-Masiny ! Samy manana izay tompoiny io ka aoka re isika ato am serasera mba ts hitsara avy hatrany hoe tsara indrindra na ratsy indrindra na koa hoe mety na tsia e ! Raiso ilay hevitra fa fahalalana ho anao sy ny taranakao ireny ary tantara ts maty vonoina ! Amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0528