Sola scriptura
1. ikaretsaka
(
11/02/2008 22:58)
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe "ampy ny baiboly" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana
1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy theorie na fampianarana heo ny ao anaty BAIBOLY IHANY dia ampy?
Where did the teaching come from of relying on the Bible alone? Can you show me when it started?
2)Ireo mpianatr'i Jesoa sy Kristianina voalohany ve nitondra baiboly rehefa nandeha niangona? dia raha tsia ny valiny dia tsy fomba kristianina nampianarin'i Jesoa izany le izy
Did the first-century Christians bring their Bibles with them to church?
No? So the doctrine of "Bible alone" doesn’t go back to the beginning of Christianity? It wasn’t started by Jesus or the apostles nor practiced in the early Church?
3) Suppose-tsika ary hoe io no ihany nataon'ny Tompo ho fanovozana ny fahamarinana, dia tokony hoa natao ho an'ny olona rehetra ny baiboly e?
If Christians were intended by our Lord to rely only upon the Bible for truth, then from the start Bibles would have to have been available to the average believer, don’t you agree?
So when was the Bible available to the average believer?
Raha atao hoe t@ Taonjato faha 16.. andron'y reformes vao nalaza ity theoria ity.... dia ahoana ny olona talohan'izay???
Have you ever heard of the doctrine of "Bible alone"— sola scriptura—being a part of Christian teaching before the time of the Reformation in the sixteenth century?
Since it began with the Protestant Reformers and over the course of Christian history was not practiced by the vast majority of believers, on what grounds do you claim that sola scriptura should be the standard for all true Christians?

novalian'i ikaretsaka ny 25/02/2008 14:58
2. rakaroka
(
11/02/2008 23:48)
Dia mbola mitohy ny fanontaniana: Fa ilay Andriamanitra ianoandrizareo "baiboliste" ve azy ireo irery ihany?.. raha manerana Andriamanitra nahoana rizareo no tsy mba liana ny tsy vofetran'ny
jineriny sy ny sainy fa voafehy sady gezain'ny ota no gezain'ny nitaizana.Izany hoe zanaky ny ota sy
ireo nitaiza azy fa tsy ho zanak'ilay tsy hita noanoa loatra mihitsy ara-pomba fiheverana sy fisaina=>fiaina!

4. lizabeth
(
12/02/2008 00:40)
ikaretsaka:
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an\'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe \"ampy ny baiboly\" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana
1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy theorie na fampianarana heo ny ao anaty BAIBOLY IHANY dia ampy?
=> ny anay protestanta dia ny Tenin\'Atra ihany no iankinanay hikolokoloana ny finoanay ary ao amin\'ny baiboly no misy azy. ho an\'ny finoana hafa dia libres izy fa ny anay dia miainga amin\'ny Teny ao anaty baiboly.
2)Ireo mpianatr\'i Jesoa sy Kristianina voalohany ve nitondra baiboly rehefa nandeha niangona? dia raha tsia ny valiny dia tsy fomba kristianina nampianarin\'i Jesoa izany le izy
=> tsy hainao angaha fa ireny ilay kristiana nahita an\'i jesosy ka nahatonga azy niteny hoe sambatra izay tsy nahita nefa mino!!!tsy nanana baiboly izy satria hitan\'ny masony daholo ireo, mbola bokin\'ny lalàna no nanany tamin\'izany.Nampianarin\'i jesosy mivantana izy.
3) Suppose-tsika ary hoe io no ihany nataon\'ny Tompo ho fanovozana ny fahamarinana, dia tokony hoa natao ho an\'ny olona rehetra ny baiboly e?
=> f\'angaha moa misy voarara tsy hamaky baiboly ?
Raha atao hoe t@ Taonjato faha 16.. andron\'y reformes vao nalaza ity theoria ity.... dia ahoana ny olona talohan\'izay???
=> angaha moa tamin\'io vao nisy ny baiboly ? nanao \"katesizy\" ny olona, ngaha tsy baiboly no nampiasaina ? Andriamanitra no manome finoana ho an\'ny tsirairay ! izany rehetra izany dia mbola tsy milaza amiko mihitsy fa tsy ampy ny baiboly ! misy tsy itovizana ny baiboly satria samy manana ny hinoany ! toa izay koa ny resaka fomba ! manana ny raison ny catholique raha tsy misotro divay, fa tsy hiteny ny protest hoe tsy ampy ny an\'ny katôlika !... ka tsy tokony ho discussion akory ilay izy satria normal amin\'ny catholique ny hoe tsy ampy ny baiboly ary normal ho an\'ny protestanta hoe ampy ny baiboly !
5. ikaretsaka
(
12/02/2008 01:18)
nitondra baiboly ve ireo olona "nianatra katesizy ary" e?
toa raha manaraka ny tantara dia 4 eme sciencle taorian'i Jesoa vao nisy ny kaonsilin'i Carthage sy i Nicea (ohatran'i Vatikana 2) nanapahana hevitra hoe ireto aby no boky havondrona ho baiboly)
za tsy manda fa ny Tenin'A/tra dia misy foana.. ekeko izay..
fa za kosa manda satria tsy ny ao anaty baiboly ihany no tenion'Andriamanitra

6. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:55)
[quote]za tsy manda fa ny Tenin'A/tra dia misy foana.. ekeko izay..
fa za kosa manda satria tsy ny ao anaty baiboly ihany no tenin'Andriamanitra[/quote]
=D

7. Mandefitra
(
12/02/2008 09:11)
Samy manana ny tanjony io ka.
Ho ahy zao, ny hiara-tsambatra @ Ilay Mpamonjy, hatreto ka hatrary.Ampy ahy ny fampahalalana nentin'ny Soratra Masina ahazoako ny famonjena.
Mbola azoko lazaina aza hoe tsy voatrandraka 100% akory ny fahendrena sy ny fitiavana ary ny sitrapon'Andriamanitra voaraikitra ao.
Ho an'ny sasany mety mila filozofia, mety mila tenin'olomasina etc ...

8. jentilisa
(
12/02/2008 10:10)
Ny fanonaniana ihany koa dia mety ho tonga any amin'ny fandraisana antendrony.
zavatra telo no mifampiankina toy ny toko fa tsy iray ihany... sola scriptura, sola gracia, sola fide.
nentina nanoherana tenin'olona io fomba io tamin'izany fotoana izany. Ny sola scriptura no nanoherana ny tenin'ny Papa tamin'izany fotoana izany na nanoherana ny tenin'izay solontenan'ny Papa.
Ny tenin'Andriamanitra irery ihany no ifotorana rehefa miresaka finoana fa tsy ny tenin'i Anona izatsy na izaroa. Izay ny tamin'izany fotoana izany 'XVIe siecle'.

9. jentilisa
(
12/02/2008 10:18)
tsy nitondra baiboly ny olona tamin'ny fotoana nanontanianao satria tany amin'ny Synagoga ihany no nisy izany ary vitsy ny baiboly izay taratasy mihorongorona tamin'izany fotoana izany.
Naely ny baiboly satria maro loatra ireo nitady hanambaka hoe izao na izatsy no voasoratra tao. Afaka mijery mivantana izay voasoratra ny olona rehetra amin'izay fotoana izay fa tsy hionona amin'ny hoe 'izao HONO'. Izany rahateo no nandikana ny baiboly ho amin'ny fiteny maro fa tsy grika na latina fotsiny.

10. jentilisa
(
12/02/2008 10:28)
Diso ny filazana hoe tsy fampianaran'i Jesoa izany raha tsia satria fomba ahoana moa no ilazana izany sahady raha mbole eo ampitenenana ny mpianatra izy ary tsy nisy nandray an-tsoratra avy hatrany izay zavatra nolazainy tamin'izany fotoana izany.
11. prime
(
12/02/2008 11:37)
ika:... mila manitatra fikarohana kely ianao... ilay hoe "ampy" no tsy mitombina raha ny fampianarana "reformée" no tianao ambara... tsy "sola scriptura" ihany dia ampy fa mbola misy fototra hafa koa...
1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy theorie na fampianarana heo ny ao anaty BAIBOLY IHANY dia ampy?
ika:... tsy azo raisina an-tendrony ny fototra niorenan'ny tenin'Andriamanitra voarakitra an-tsoratra natao hoe "soratra masina"... aoka tsy hadino fa ny soratra masina niasàn'i Kristy sy nampianariny ary notoriany dia Izy tenany no voalohany ary ny "torah" no faharoa izay niaingàn'ny fampianarana tany jodia sy israely rehetra... ka ilay anarana boky atao hoe baiboly no vaovao taty aoriana fa ny soratra masina dia efa nisy hatramin'ny andron'i Mosesy (Testamenta taloha rehetra)...
2)Ireo mpianatr'i Jesoa sy Kristianina voalohany ve nitondra baiboly rehefa nandeha niangona? dia raha tsia ny valiny dia tsy fomba kristianina nampianarin'i Jesoa izany le izy
Sao adinon'i Ika ary fa ny faminaniana ny amin'ny ihavian'ny mesia (nahatonga ny magy sy heroda nifanontany) dia ny soratra masina (torah)... i Jesosy raha nampianatra voalohany tao amin'i Synagoga dia namaky soratra masina ary nampianatra izany (torah) izay nofehezin'ny "baiboly" tamin'ny hoe horonan-tsoratra...
ika:... tsy io "ihany" no fanovozana fahamarinana fa saingy io "ihany" no rafitra tokana ahafahana mamaritra ny fototra anambaran'Andriamanitra ny momba Azy feno aloha... Izy mihitsy no nanambara ny tenany mantsy fa "lalana sy fiainana ary fahamarinana"...
3) Suppose-tsika ary hoe io no ihany nataon'ny Tompo ho fanovozana ny fahamarinana, dia tokony hoa natao ho an'ny olona rehetra ny baiboly e?
Mikasika ny hoe tokony hatao ho an'ny olona rehetra dia mila mandalina momba ny fikambanana "Mampiely Baiboly" sy ny "Mpiara-mamaky ny Baiboly" ianao... fa izany no anisan'ny tanjona lehibe iraisan'ny mpino kristiana ao ary aoka tsy hadinonao fa ny fiangonana katôlika no lohalaharana amin'ireo fikambanana roa ireo ka nahatonga fiovàna lehibe eo amin'ny dikan-teny farany teo amin'ny Baiboly...
ika:... tsy mazava ny tianao ahatongavana fa ny zavatra tsotra niroenan'ny hetsika reformasiona ary nahatonga izany indrindra dia aoka tsy hadinonao fa ny "dérives" rehetra niseho teo anivon'ny fiangonana kristiana tamin'izany fotoana izany izay sady tsy ara-tsoratra masina intsony fa nidiran'ny fampianarana "païens" maro isankarazany ka nampiova mihitsy ny fampianaran'i Kristy...
Raha atao hoe t@ Taonjato faha 16.. andron'y reformes vao nalaza ity theoria ity.... dia ahoana ny olona talohan'izay???
12. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:13)
Izao ary:
ny ahy tsotra fotsiny ny lojikako...
1)iarahana manaiky fa tsy manam-petra sy tsy hita pesipesenina Andriamanitra.. ok hatreo?
2)Ianao (Atao hoe i prime) manam-petra aza.... ny zavatra nolazainao rehetra dia tsy ho ary voasoratra avokoa, Ok hatreo...
3) Atao hoe lasa ianao dia nametraka diary
--->amin'ny fomba ahoana no ilazako fa ireo izay nosoratanao sy voasoratra sy voaangoko tamin'ireny ihany no teninao sy hilazako ny momba anao rehetra?? ... dia ahoana izany raha mainka fa A/tra tsy manapetra ??
sa hoe atao hoe maty i Prime ohatra dia nanoratra testament (epistily) sy autobiographie.... dia izay fotsiny ve dia hoe fototra ampy hahalalan'izay te hitory sy hahalala ny fiainan'i prime sy ny momban'i prime rehetra ???:roll:
kozy serieux raha tsy mihevona any am-pasana ianao raha tonga izany fotoana izany dia hanangatra ami'izy ireny!
Vao hoe i prime aza izany..... prime manam-petra..... efa tsy voafehy sahady... mainka fa A/tra:roll:

13. rabingogilabanga
(
12/02/2008 19:33)
katsaka:
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe "ampy ny baiboly" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana
aoka ty resaka toton-sola ry katsaka a!
ny tsy mpino no anontanio, @ io resaka io, fa ny mpino anie, he izany izy efa ampy azy ny sola- scriptura, ka aiza ny blem? Izay le hoe:sery vitananamalaho ...
ary avaho tsara ny praticien: mpino,mankany ampiangonana, ireo ny forumiste eto
sy ny sy ny chercheur : ireo nanoratra ny baiboly, izay nijery, nikaroka,nanangona, niheno, nanao raisonnement,niheno ny contre-raisonnement, namadibadika source be dia be , vao nanivana hoe, ity no marina, sy tsy maina
fehiny: anjaran'ny medecin praticien ny milaza hoe izao no mahazo anao,
avy @ decouverte na évolution sy ny manifestation-ny symptôme, izay ny medecin na ny scientifique chercheur no nahita azy.
15. rabingogilabanga
(
12/02/2008 20:15)
-ny chercheur no mikaroka , sy tsy mianona @ soratra fotsiny
-ny mpino tsotra, mijery, ary dia mino izay lazain'ny baiboly,
-ny tokony hataon'ny mpino angamba , dia hoe nisafidy ny bon chercheur ve izy, ireo izay tena nanao ny asany tokoa
ary tadidio fa ireo chercheur ireo , dia manohy mi-remettre en question ny finoany, mi-tester andro amanalina izay nolazainy, hatramin'izao dia mbola matoky ry zareo fa izay nolazain'izy ireo dia marina.

16. pissoa
(
12/02/2008 20:52)
:-D:-D:-D
fa maninona kay no asaina ajanona ny resaka sola scriptura, dia tsy maitsy ovaina hoe Katsaka ny ps-n'olona mazava hoe ikaretsaka, nefa atsy ambadika atsy misy olona tsy haiko na mananihany, na mamingavinga, na tsy mahay, na tena donto tokoa, fa resaka makorelina no ampiharany ny tsy fanaiken'ny hafa ny sola scriptura. Tsy aleo ve manontany toy izay ... sa izay no voalazan'ilay "sola scriptura"-nareo ?!
tsy ny "mpino" rehetra anie no manaiky an'io e, na tsy chercheur araka ny hilazanao azy a !

17. ikaretsaka
(
12/02/2008 21:00)
aza manahy pissoa fa ny zavatra ataony aza tsy fantany akory an.. izay tiany alatsaka afaka alatsany aby e...:-D
io ilay hoe "raha izay tiany momban'ny finoana sy metimety aminy ihany no tsimponiny sy ekeny sy soratany, fa izay tsy tiany odiany fanina, dia tsy ilay finoana intsony no inoany fa ny tenany"

18. rabilabila
(
12/02/2008 21:09)
Ahoana kay no hahafantarana Ranona no "bon" na "mauvais" chercheur ? Iza no manapaka an'izany ?:)
20. rabingogilabanga
(
12/02/2008 21:29)
rabilabila:
Ahoana kay no hahafantarana Ranona no "bon" na "mauvais" chercheur ? Iza no manapaka an'izany ?
raha izany no tsy fantatrao, dia inona no itondran-dRaBila ny argument na chercheur eto, sa hitanao @ internet, sy boky dia enkenenao fotsiny @ izao, tsy hainao akory na bon na mauvais chercheur: attention l'internet et certains travaux des chercheurs sont à consommer avec moderation;
saingy ho valiako ihany,
ny bon chercheur:
-nanangona ny materiel, sy ny materiaux momban'n'ilay sujet; nadray ny argument sy contre-
argument; nanka ny conclusion; ni-tester ny conclusion; ary surtout mitanisa ny source-ny sy ny methode d'authentification-ny.
ikatsaka:
aza manahy pissoa fa ny zavatra ataony aza tsy fantany akory an.. izay tiany alatsaka afaka alatsany aby e...
inona ny hevitrao, raha izao toa gratuit ny jugement nao