Inona no mihodina manodidina ny tany ?
A- Ny volana
B- Ny Masoandro
C- Mars
D- Venus
Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa izany tsy ianarana any am-pianarana ? Raha ilay razoky irery mba tsy dia naninona ihany, fa ilay public koa no tena mahakivy ratsy.