Impossible !!
1. xxx
(
09/02/2008 00:25)
http://www.collegehumor.com/video:1773116
Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa izany tsy ianarana any am-pianarana ? Raha ilay razoky irery mba tsy dia naninona ihany, fa ilay public koa no tena mahakivy ratsy.
Inona no mihodina manodidina ny tany ?
A- Ny volana
B- Ny Masoandro
C- Mars
D- Venus
Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa izany tsy ianarana any am-pianarana ? Raha ilay razoky irery mba tsy dia naninona ihany, fa ilay public koa no tena mahakivy ratsy.
répondu par penina le 03/03/2008 21:45
4. melody
(
09/02/2008 15:39)
xxx: izaho aloha tsy mahay dia mbola tokony hiverina hianatra aho izany kty!:wink:
