Impossible !!

1. xxx ( 09/02/2008 00:25)
http://www.collegehumor.com/video:1773116

Inona no mihodina manodidina ny tany ?
A- Ny volana
B- Ny Masoandro
C- Mars
D- Venus


Izany ve dia tsy hay e ? Fa angaha moa izany tsy ianarana any am-pianarana ? Raha ilay razoky irery mba tsy dia naninona ihany, fa ilay public koa no tena mahakivy ratsy.
novalian'i penina ny 03/03/2008 21:45
2. sipagasy ( 09/02/2008 09:27)
mmhhh fianarana reh ny fiainana mandra maty annn
3. tess ( 09/02/2008 10:18)
fa ita reh ry sipagasy....:-*
4. melody ( 09/02/2008 15:39)
xxx: izaho aloha tsy mahay dia mbola tokony hiverina hianatra aho izany kty!:wink:
5. rabingogilabanga ( 09/02/2008 16:24)
jules verne
ellen Mcartur
Francis joyon
paris-dakar
internet
6. penina ( 03/03/2008 21:45)
Tena azo iadiana hevitra kosa io mba marina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069