vary mangatsika

1. pissoa ( 10/02/2008 18:03)
hono hoa :-D:-D:-D

refa mba mahandro vary za dia tonga dia betsaka no andrahoiko (koa za kamo hahandro isan-andro koa, hi hi) ! dia ataoko ao amin'ny congelateur ny ambiny, alaiko fotsiny refa te hihinam-bary indray, hi hi. Firy andro kay no azo avela ao ilay vary, dia ahoana ny temperature mety ?

misaotra o
novalian'i niryna ny 17/02/2008 07:14
2. ikaretsaka ( 10/02/2008 18:08)
ny ahy rehefa tsy misy fofona de pelafako foana ko!:-D
fa izay lany ihany no loarana...
fa le manafana de mampangitsy indray ny sisa tsy lany no hoe tsy azo atao hono
3. tess ( 10/02/2008 18:22)
:-D:-D izay no tsotra indrindra ry ika an!

pissoa: tsy misy fetrany angamba raha ao am congelateur fa ny ao am frigo kosa misy fetrany, roa na telo andro farafahabetsany....
4. ainaheri ( 10/02/2008 18:43)
Ekany tsy misy fetrany ny vary refa any @ kongelatera,ny ahy ireny ny adiko fa tsy vita l mahandro lava
5. pissoa ( 10/02/2008 19:38)
Misaotra anareo o ! :-D

Ika, eny e ! izay ho lany ihany no loarana ka :-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 10/02/2008 23:29)
aza atao herintaona kosa e!

de ataovy nature de am zay njy afaka manova re7 refa hihinana azy

ny sakafo retra ange azo atao ao doly e na pizza na tarte na gatĂ´

raha sendra mahita voatabia sy tongolo (le am kilao be de be)ireny zao nareo an de tonga de andrahoina atao sosy doly iny de aveo atao anaty barquette de avoaka fotsiny refa hahandro
7. Veloo ( 10/02/2008 23:58)
tess [ Valio ] 10-02-2008 19:22:08
Lohateny : Re : vary mangatsika
izay no tsotra indrindra ry ika an!

pissoa: tsy misy fetrany angamba raha ao am congelateur fa ny ao am frigo kosa misy fetrany, roa na telo andro farafahabetsany....


marina io lazain'i tess io tandremo ry reto fa ratsy ny mihinana zavatra mialin'andro betsaka a...
je parle en connaissance de cause.
8. sakaizakely ( 11/02/2008 05:54)
diams:
raha sendra mahita voatabia sy tongolo (le am kilao be de be)ireny zao nareo an de tonga de andrahoina atao sosy doly iny de aveo atao anaty barquette de avoaka fotsiny refa hahandro


hevitra koa iny ry diams fa misotra
tsy mba tonga saina am zany za fa araky ny fitenin'i ika hoe ze eo pelafako doly tsy misy ambinambiny zany :-D
nde mba hitahiry manomboka androany :P

pissoa> ieeeeeeeka tsy misy fetrany klou any am congel e !
9. ikaretsaka ( 11/02/2008 14:57)
le nature koa ange ry diams rehefa ela loatra de lasa misy haom-bary e.

sakaiza: azo atao koa heo tonga de etuvena aby ny legumes rehefa week end de afangarongaro kely fotsiny rehefa alohan'ny hikaly rehefa weekdays
10. xxx ( 11/02/2008 15:14)

HS kely : ny ahy na ny vary manta aza ataoko anaty congelo : vary gasy mena io.

Efa tratra indray mandeha aho mantsy fa lasa nisy biby ilay izy ... dia mba hahafaty azy dia natsofoko tanaty congelo miaraka @ ilay biby, dia maty tao aby aloha e

@ izao aho raha vao mahazo vary gasy (manta) dia direkta any anaty congélateur mandram-pahandroko azy
11. fahamarinana ( 11/02/2008 15:44)
xxx:
... dia mba hahafaty azy dia natsofoko tanaty congelo miaraka @ ilay biby, dia maty tao aby aloha



:arrow:cogeler-na mbanin'ilay biby ve,tsy hanahirana ny fanalana azy avy eo sa tonga dia andrahoana miaraka ,:-D(l)
12. Veloo ( 11/02/2008 16:34)
:wink::-w:-w
le bibi mbola tsy tonga lesy a
13. ravakamalala ( 11/02/2008 17:19)
haom bary ireny biby kely am vary gasy ireny, indraindray koa misy an ireny anaty voamaina, ary izy tena iray minitra dia mameno tanana, fa ny fanaovana azy dia asiana sakay maina, ilay pilokely maina ireny miaraka miny aho hitehirizana azy fa tsy ahita biby nareo na iray aza!
14. pissoa ( 11/02/2008 17:49)
msiaotra amin'ny hevitra ry ravaka a :-*

diams, aiza koa dia hoe 1 taona e :-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 11/02/2008 18:58)
ravakamalala> ko tsy hisy tsiron-tsakay aby koa ve ny kaly?
16. pissoa ( 11/02/2008 19:53)
fa angaha afangaro ?! :roll:
17. ikaretsaka ( 11/02/2008 19:58)
ny sakay mamindra foana na afangaro na tsia ko
18. pissoa ( 11/02/2008 20:11)
dia raha misy fofona dia atao vary amin'anana :miam::miam::miam:

:-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 11/02/2008 20:16)
de raha vary 5 kilao ve dia ianao irery dia vary aminanana foana kosa...
leom-boananana eo fa
20. pissoa ( 11/02/2008 20:48)
Hi hi hi - ataovy fried rice njay aza ny sasany e (dain, nefa ohatran'ny maty antoka be raha ilay vary gasy mena iny no atao fried rice kle) :oops::oops::oops::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1993