vary mangatsika

21. xxx ( 12/02/2008 09:04)
fahamarinana >>> niakatra teo ambony daholo ilay biby kely rehefa maty , rehefa sasaina koa ilay vary dia mitsingevana rizareo dia mora esorina. Tsy nisy fofona ihany koa
22. fahamarinana ( 12/02/2008 09:38)
:arrow:xxx :zany ? andraso andramana fa za manko efa nahazo vary mena fa tsy naharitra ela dia nariana fa be biby nefa za irery koa no tia,za ve nahalala!
Mitovy hevitra amin'ny Ika koa aho amin'ilay sakay,tsy lasa maka tsirony ve ravakamalala ?(l)
23. ravakamalala ( 12/02/2008 10:40)
tsa mamindra znay ny sakay rehefa maina! fa tsimponina koa anie alohan ny hihinana fa tsy hoe tonga dia hoe petahana daholo e!
tena mandaitra io hoa!
24. mignone ( 12/02/2008 11:37)
ny ahy aloha ilay mihinana vary hafanaina tsy vohako e !
25. niryna ( 17/02/2008 07:14)
Raha azo atao dia ataovy ao amin'ny frigo ary rehefa mamana azy dia asiana taratasy misy rano eo amboniny.Tsy dia tsara loatra ny mihinana sakafo hafanaina lava fa manimba vavony hono. Sady toa miova koa ny tsirony.
HS kely ity rehefa manao nem na samosa izaho ka congeler-ko dia toa mipasaka indraindray ,misy mahita hevitra ve hianareo ny fomba fitahirizana azy,tsy maharitra moa ny ahy fa herin'andro raha be indrindra dia lany dia manao vaovao indray :D
ilay pate any amin'ny sinoa ireny no anaovako azy ary hidiko amin'ny lafarinina sy rano kely,sa ny atody tsy mipasaka?
misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674