miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
1. badboy
(
04/02/2008 08:53)
Io njay ny malaza!! Saingy Bernard KOUCHNER (ministre des affaires étrangère) toa tsy mila an'i MADA hono fa CONGO no revireveny!!!
Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'ny frantasy, ny mpitondra nefa misisika!!!
Inona no anton'io????:twisted::twisted::twisted:
Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'ny frantasy, ny mpitondra nefa misisika!!!
Inona no anton'io????:twisted::twisted::twisted:
novalian'i Jeankely ny 19/02/2008 11:09
2. Jeankely
(
04/02/2008 09:27)
Izay ataon'ny mpitondra anjarany fa ny tsirairay afaka mifandray amin'izay tiany hifandraisana ary tsy manimba ny asan'ny fanjakana izany. Maro ny mpampiasa vola fa tsy ny Frantsay ihany ary tsy ireo ihany no tanjon'ny Mpitondra na tsy ao anaity aza aho mahalala izany. Aza hafangaro ny resaka Ra-Badboy. Miakara sehatra aloha dia mba milaza rehefa mba mahafaty baolina fa aza manao resaky ny mpijery.
3. xxx
(
04/02/2008 13:38)
Inona anefa no tombontsoantsika amin'ny fitenenana frantsay e ?
Inona koa no tombontsoantsika amin'ny fikambanan'ny tany miteny frantsay ? meday amin'ny jeux fotsiny ve ?
Inona koa no tombontsoantsika amin'ny fikambanan'ny tany miteny frantsay ? meday amin'ny jeux fotsiny ve ?
5. badboy
(
05/02/2008 08:41)
Zao lay valiteny sady "objectif" no "positif"!!! Pôlitika no anotaniana zavatra hafa no havaliny!!!
Mitsaboa saina sao tapaka lalandrà tsy fidiny @ izay lazain'ny mpanao forum!!:twisted::twisted::twisted:
Mitsaboa saina sao tapaka lalandrà tsy fidiny @ izay lazain'ny mpanao forum!!:twisted::twisted::twisted:
7. Jeankely
(
05/02/2008 09:11)
Mora tapaka lalandra angaha nefa be resaka? Misoleka ery any nefa ny hafa higagana. Mba ny tsy mila no aafaka miteny.
8. badboy
(
05/02/2008 18:22)
Tsy mahay teny gasy ary ve ty ranamana ty sa mifoka miafina fa toa mirediredy!! Aoka zay le fifohana anle mavesatra fa tsy mety @ fahasalamantsaina!! Refa mafy loha tsy mety anarina de omeko "un pti coup de pied dans le cul"!! :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
9. Jeankely
(
06/02/2008 02:21)
Ny anabavy mivarobod hanaro hiasa fa tsy faly mirehareha rehefa mahita andafy. Tsy hafaka hanao izay daholo ny Malagasy rehetra. Raha tsy miasa sy mifofotra ny Malagasy tsy ho tafita noho izany izay no hifamporisihanay ny zaza sy taranaka Malagasy. Tsy ny rehetra no afaka mandeha andafy ary mampiomehy fa vao mahita ny fivoarana avolenta andafy dia ny Mpitondra Malagasy sy i Madagasikara no eritreretina ho pepoina. Tsy peponao izany izahay ary mamporisika hatrany fa miezaka vao tafita. Tsy ny fahatafitan'olona no hireharehana fa ny dingana mety ho vitanao.
10. badboy
(
06/02/2008 07:45)
Asa tsy arahampadalinana sy filozofia tsy mitondra makaiza fa tahaky daka omena ny baolina nôna "mifotetaka fa tsy misavoana"!!! Ary zay no mahatonga ny governemanta frantsay nifidy an'i CONGO fa tsy MADA, satria zara raha misy fivoarana ary tsy azo atao "état pilote" @ programme eo @ lafiny aratoekarena!! :twisted::twisted::twisted:
12. badboy
(
06/02/2008 22:46)
Optik, analika analika!!!:twisted::twisted::twisted:
Tonga de mahazo coup de pied dans le cul ra vao oatra ka miseho mazandoha eto!!!:twisted::twisted::twisted:
Tonga de mahazo coup de pied dans le cul ra vao oatra ka miseho mazandoha eto!!!:twisted::twisted::twisted:
13. Jeankely
(
13/02/2008 09:21)
Mpivarobod e ee=))=))=)). Aleo ny olona hiasa fa aza ampiresahana=))=))=))
14. badboy
(
13/02/2008 09:59)
Ndao mba manaraka ra mavita fa tsy be ouaouaoua eo!
Tsy ampy sosy nandehanana taty frantsa sa voadaka vody teo ampilaharana tao @ ambassade de manao valifaty @ zay lasa sy tafavoaka???? Tsss, be fialonana. Ary soa ihany fa tsy otr'izao toetsaina lomorina zao daholo ny gasy mande ato!!!:@:@:@
Ka tsy lasa aty frantsa koa ra vao nandra f'izay favy sy be sôsy ihany no miainga, otran'ny tenanay ohatra!!:twisted::twisted::twisted:

15. Jeankely
(
13/02/2008 13:11)
Ny hivoahan'ireo teninao ireo mihintsy no tanjoko mba ahalalan'ny maro ny tena ao anatin'ny sainao. Mety ho marina angamba ho an'ny sasany fa tsy mitombona ny voadaka satria tsy naniry ny hanaraka ny toe-tsaina maizina ampototry ny mazava ny olona. Varoty ilay zavatra dia mifalia=))=))=))
16. badboy
(
13/02/2008 17:08)
Za no mividy ra misy amidy any, sady za kil bonne!!!:@:@:@
Na d'efa mirotaka sy motraka aza ny derik'i petite jeanne de vidiko mihoatra ny tombany (omeko frais makaty frantsa)!! K'aona, mahasahy???:twisted::twisted::twisted:
Na d'efa mirotaka sy motraka aza ny derik'i petite jeanne de vidiko mihoatra ny tombany (omeko frais makaty frantsa)!! K'aona, mahasahy???:twisted::twisted::twisted:
17. Jeankely
(
17/02/2008 06:36)
Efa hoe tsy karazako ny nilahatra voadaka saika ho any Frantsa. Rariny raha mandaka ny tsy hilainy izy. Ny sasany mantsy mihevitra fa tsy mba mitady izay ilaina ilay toerana haleha fa ny fitiavana hivarotra ihany no mahamaika.=))=))=)). Aza fahanana habobo ny vahoaka fa tena tsy afaka ny hanaraka ny dianao avy aoriana ny vizana marobe any @ dezaka ireo satria tsy milay sy be vola sahala anao daholo tokoa ny Malagasy.
18. badboy
(
17/02/2008 19:05)
Ka io ko tsy natao ho takatr'izay dounah sy nandra! Oatra zao oe jeanne tsy tafiditra ao anatin'ilay critère eny @ ambassade de tsy lasa aty na dia oe omeko frais aza!
Bon courage na zany aza satria ny fisian'ny tahaka anao mitogaigy no mahatonga ny tenanay ho mahiratra!:twisted::twisted::twisted:
Bon courage na zany aza satria ny fisian'ny tahaka anao mitogaigy no mahatonga ny tenanay ho mahiratra!:twisted::twisted::twisted:
19. Jeankely
(
18/02/2008 01:23)
Harabaina tokoa ianao mamiratra. Na lazainao mitogaigy aza moa dia tsy miala mihintsy ny tenanay fa mamporisika ny vahoaka Malagasy hatrany fa tsy azo mora ny fampandrosoana. Tsy vita mora sahala ny manala pataloha toy ny varotr'i Badboy dia lasa volabe sy miadana andafy. Ny mitogaigy tsy lasa alavitra ka mila miady ary efa ela no nisy Malagasy ao amin'ny misy an'i Badboy fa tsy izy irery. Ny milay tsy miteny fa ry Badboy no mirehareha.
20. badboy
(
18/02/2008 10:43)
Tsy aritrao mitsy ry jeanne le mivarotra!! Sa zay no fomba nandehanana tany indonésie, ny derika no natao fonds de commerce??? Ra ny traikefa azon'ny tenanao no tinao ampitana @ ty fivarotana derika de tazomy anao any fa tsy miasa @ tenanay!! Aiza ary no hisy kalabe hivarora derika zany?? Sa zay no mba nofinofin'i jeanne sy mba any sisa azo ifikirana ahafahana mizaka ny tsy nahatongavana lafrantsa???
Ndry mampalahelo, fa aza kivy fa andramo ihany aloha ny ao @ ambassade sao de mba misy toerana kely ahafahanao misisika, de avy eo andefaso hafatra ny tenako fa omeko frais!!:twisted::twisted::twisted::twisted: