miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
21. Jeankely
(
18/02/2008 12:23)
Lasa adala ity badboy nanaraka ny solon'anarany. Maro ny Malagasy favy manerana an'izao tontolo izao fa tsy sahala anao=))=))=)). Aza mitomany ry miavotsy feno kara taindelo oooo=))=))=)). Vitao malaky ity fianara=))=))=))
22. badboy
(
18/02/2008 13:06)
Zao e, ahatsotsotra le resaka de mba valio ilay fanotaniana napetrako tary @ voalohany fa lasa mivoana ilay resaka!! Ra tsy manakavaly dia aza mamaly!! Ra misy avaly mifandray @ ilay fanontaniana dia valio!
miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
Io njay ny malaza!! Saingy Bernard KOUCHNER (ministre des affaires étrangère) toa tsy mila an'i MADA hono fa CONGO no revireveny!!!
Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'ny frantasy, ny mpitondra nefa misisika!!!
Inona no anton'io????
23. Jeankely
(
18/02/2008 14:57)
Aleo hivoana. Satria i Badboy mitomany an'io=))=))=)). Mahavaha ny olana angaha Badboy?
25. Jeankely
(
19/02/2008 02:24)
Mamotika ny saina ratsy no ady eo. Rehefa mamitaka dia mba havily lalana=))=))=))
26. badboy
(
19/02/2008 09:11)
Indro averiko eto ilay fanotanina :
miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
Io njay ny malaza!! Saingy Bernard KOUCHNER (ministre des affaires étrangère) toa tsy mila an'i MADA hono fa CONGO no revireveny!!!
Dia ahoana njay ary zany!!! Ny sasany miady ny hialana @ ziogan'ny frantasy, ny mpitondra nefa misisika!!!
Inona no anton'io????
28. badboy
(
19/02/2008 10:45)
Hoy ny fiteny : "aza sakanana ny tsy namanao raha toa ka mandeha any @ lalana mahavery azy"!! Dia izay no hampiariko eto!
Ka ho an'ireo zay manana hevitra matotra sy mendrika, tsy voatery hitovy @ izay hevitro akory, dia mahazo mamaly ilay fanontaniana izy ra tiany!!