milina fanjairana
1. sakaizakely
(
31/01/2008 09:20)
raha misy manana mahay manjaitra, afaka manoro ahy ve hoe inn no modely tokony alaina ?
ny ampiasaiko azy dia juste brikolazy taratasy, de mamboatra ankanjo kely hanaovan'ny ankizy deguisements ireny de manao ourlets tsindraindray dia ilay modely azo anaovana ourlets invisibles ireny koa no tadiaviko
inn no marque be mpampiasa sy mateza tsara azo itokisana : singer sy brother ihany no mbo fantako
misaotra mialoha ô :-*

novalian'i fahamarinana ny 27/02/2008 17:15
2. fahamarinana
(
31/01/2008 12:08)
:arrow:samy tsara daholo ireo marques lazainao ireo sady ampy tsara raha ireo lazainareo ihany no ampiasana azy kah,(l)
3. sakaizakely
(
31/01/2008 13:51)
fahamarinana>
ny mba tiako fantatra anie dia hoe mbola misy ireny modely taloha tsotsotra ireny ve ? sa ve misy points pratika hafa tokony hananana @ modely ankehitriny ? de modely inn no anananareo ohatra ?
Hitako hoe lafobe manko ny milina amzao fotoana raha oharina @ny hampiasaina azy, kompliké be, misy hatramin'ny 20 ny karazana zaitra farafaharatsiny. Ataoko inn daholo ? Tampody miverina sy ourléts fotsiny no ilako anazy, nefa tsy mahita an'zany intsony izao
Ny ahy manko Singer modely t@ taona kalalao vao simba omaly. Novidiako t@ brocante efa ho 15 taona lasa izay 150 FF tam zany. Zao tsy mahita milina latsaky ny 150 € akory:°):°):°)
Ary tena am ny ilako azy mits no simba ilay izy :°)

4. menalamba
(
31/01/2008 17:46)
Eéééhéé !!! Ny ahy ato Singer koa ,mila ho zerako ny maritoa..:evil::evil: manjaitra telo santimetatra dia misaoty lavaka valo ,dia mihorona ao anaty lava-panjaitra avy eo,ariana tsy foy avela,mameno trano:roll:
5. kelly13
(
31/01/2008 18:22)
tsy mahay, tsy manana milina satria tsy tia manjaitra brrrr, refa mba mitazona fanjaitra d ozy mamanay oe "ôtran'ny mitazona angadim-pasana ianao mitazona fanjaitra" donky...:°)
7. penina
(
31/01/2008 19:13)
Vazivazy iny fa ny singer izany lafo be tsy amin'apa akory.
Ilay an'ny bebeanay tsy haiko ny marikany fa efa ho 50 taona izay mbola mitira foana. (fa ahodina amin'ny tanana)
Nefa ny an'ny mamanay 5-10 taona fotsiny angamba ilay singer dia ilaozany manapaka kofehy isaky ny 2 segondra andehany.

8. kelly13
(
31/01/2008 19:15)
asaivo soloiny kofehy plastik d tsy tapaka isaky ny 2 segondra tsony :°)
11. penina
(
31/01/2008 19:39)
tamin'ny tao an-trano nisy nangalatra dia tsy nimenomenona izy ka. Noho izany, izany tsy sinoa.
13. ikaretsaka
(
31/01/2008 20:17)
marina izany.
tamin'i gardien anareo lasa tsy ankiteniteny izy no nimenomenona kely fotsiny moa penina o?
tamin'i gardien anareo lasa tsy ankiteniteny izy no nimenomenona kely fotsiny moa penina o?
15. sakaizakely
(
31/01/2008 20:38)
penina:
mitady milina fanjairana taratasy
otran'zao zany ry kala penina a !
manontany klou vô mimen men raha tsy izay lasa mipenimpenina
16. rvi
(
31/01/2008 21:13)
PFAFF eny antaninarenina vidiana fa io sady mampianatra ry zareo no manamboatra raha simba, ahitana pièces ihany koa
mazotoa
mazotoa
17. fahamarinana
(
01/02/2008 09:08)
rvi:
PFAFF eny antaninarenina vidiana fa io sady mampianatra ry zareo no manamboatra raha simba, ahitana pièces ihany koa
mazotoa
:arrow:ahitana pieces any tanà angambany fa aty france aloha efa tsy misy e fa ny ambiny sisa.Sady lafo be koa anie ny pfaff aty e satria tena tsara fa ho an'ny olona tena mpanjaitra matetika an fa raha tsindraindray dia na ireny toyota (any am geant casino ireny aza dia mety kah,sady azo ampiana ny piece fa ny brother ihany no manome azy,eo amin'ny 90e eo dia mahita ilay tena simple,jereo any anie sakaizakely a.(l)
18. diamondra27
(
01/02/2008 10:06)
sakaizakely: ao am net ao akia misy site a , bien be fa ny zanako aza nahay nanjaitra tampoka tam le izy
19. ikaretsaka
(
01/02/2008 14:07)
raha bricoleur ka mahita mora dia mividiana 2.. dia ny 1 avy eo atao fakana pieces ko
20. sakaizakely
(
01/02/2008 21:55)
:P:P:P misaotra am torohevitra fa de andeha eny Antaninarenina za zany rahampitso
ndao hiaraka ry kelly a, sady manao soldes koa am zay :-D:-D:-D
fahamarinana> mci fa angamba efa nahita modely antonony isankarazany. Tsy maika manapakevitra fotsiny fa sao :P
diams> net aiza akia zany ?
za kou mieritreritra hoe rehefa manana milina tsara angamba dia betsaka ny possibilités de afaka mahavita zavatra tsara otran'ny ataon'ny zanak'njy. Inn akia ny modelinjy sao mba mety amiko ?
ika> misaotra am sosonkevitra
dia ianao zany no antsoina anao mécano :-P:-P:-P