Ampidiro aloha ny tenimiafina
milina fanjairana
42. sakaizakely
(
21/02/2008 14:21)
nga zay ihany no ifampisaorana @ fiainana ?
azo atao koa ny hoe misaotra am lay torovohana :-D
azo atao koa ny hoe misaotra am lay torovohana :-D
45. sakaizakely
(
21/02/2008 21:29)
danza be 8O8O8O8O le masinn
tsy mila mampiditra kofehy intsony fa mandeha ôtômatika ^^^^^^
de tsy mila mivoy tanana na tongotra fa bokotra fotsiny tsindrina de mirill le 4L
mahay raha ny vôzaha hoy ny ahatany aminay. Aho zany de mivanaka @ le vita zaponé

46. ikaretsaka
(
21/02/2008 22:19)
tandremo diso bokotra ary ka ny zavatra tokony mijanona no lasa mandeha..
48. penina
(
22/02/2008 04:55)
Dia tsy mila apretraka intsony koa ve ny taratasy fa tonga dia atsofoka ohatra ny am imprimante fotsiny ny ram dia vita?
49. penina
(
22/02/2008 04:59)
Dia misy micro kely koa ve dia tenenina fotsiny hoe: anamboary omby kely volamena. Dia tonga dia ataony?
tsy izay ihany no mampivanaka amin'ny zaponé ka. :-D
tsy izay ihany no mampivanaka amin'ny zaponé ka. :-D
50. sakaizakely
(
27/02/2008 09:49)
penina> ataoko inn kou omby volamena ? tsy manome ronono zany tsisy ilana azy
fa marina tokoa fa mirill wazy le masinn wa, sady 3 vitesy
mahay raha tena mampvanaka ny zaponé e ? :-D:-D:-D:-D
fa marina tokoa fa mirill wazy le masinn wa, sady 3 vitesy
mahay raha tena mampvanaka ny zaponé e ? :-D:-D:-D:-D
51. tslem
(
27/02/2008 13:27)
sakaizakely, fahamarinana >>>ity mba hitako sao mbola mahaliana anareo roa.
http://www.coupecouture.fr/2006/08/a_propos_de_coupe_couture.html
http://www.coupecouture.fr/2006/08/a_propos_de_coupe_couture.html
52. fahamarinana
(
27/02/2008 17:15)
:arrow: tslem ,merci bcp akia a,tena handany andro hijery an'io ndray aloha dia avy eo hindrana ny milina novidian'ny sakaizakely :-D:-D(l)