milina fanjairana
21. fahamarinana
(
02/02/2008 12:32)
diamondra27:
sakaizakely: ao am net ao akia misy site a , bien be fa ny zanako aza nahay nanjaitra tampoka tam le izy
:arrow:Diam's ,za koa aky interressée amin'ilay site lazaindry io fa mba atoroy ahy a,stp dia misaotra mialoha e an..(l)
22. sakaizakely
(
05/02/2008 06:17)
menalamba>
misy SAV ny milina singer, tsy mba niantso anga nareo ? Rehefa misotisoty otran'zany hono ny zaitra dia ny tension-fil no tsy ampy
ny qualité-n'ny kofehy koa mikaonty
jerevo eo @ site singer fa misy FAQ isankarazany, sao mba mahasoa, na manatona point de vente fa misy afaka manoro hevitra ao
penina> toy izany koa ny kofehy tapaka, ny qualité-ny no mahatonga an'zany
Entrapa klou za hatram zao mbola tsy tapakevitra foana.
Singer lafo velona fa service après vente tsara. De ampisehony anao tsara ny fomba fampiasa ilay milina am zay enao tsy mihanahana irery rehefa any antrano. Afaka miverina am mangazay raha misy olana dia atorony eo ny tokony atao.
Ilaina io satria efa lasa teknolojia lavitra be ny milina dia mba ilàna mini formation ihany ny fampiasana azy. Na ny fanaovana tension-fil aza reto tena mahakadradraka kou 8-) Tena niova bbbbbbbbbbbbbeu miohatra am ny ahy taloha
Dia misy indray marque hafa, moramora kokoa am internet betsaka, fa tsy misy assistance personnalisée mitovy am Singer, de mila mi demerden enao irery miaraka am mode d'emploi eo :{:{:{
de tsy mbola tapakevitra foana :°):°):°)
Inn no mba torohevitrareo ?

23. menalamba
(
05/02/2008 14:15)
sakaizakely>Misaotra ,fa nojereko io nolazainao io ,kay bingo lé fanjaitra fa noroitin-dra Mamanay!Sady lasa dombo lé fanjaitra ,Fa na dia izany aza anarana sisa ilay Singer fa tsy alehany mihintsy ,vao anjaizana mori-tongotra "jean" dia mitokona rehefa tonga eo @ ilay fihaonan'ny zaitra midongona iny:twisted:.
Jereo koa ao @ net fa misy mivarotra irony "pro " irony ,tsy vao2 fa ôkaziô! Azoazo ihany ny vidiny sady mafy satria tena vy bé fa tsy fatina plastika sahala ny anà...:roll:
Jereo koa ao @ net fa misy mivarotra irony "pro " irony ,tsy vao2 fa ôkaziô! Azoazo ihany ny vidiny sady mafy satria tena vy bé fa tsy fatina plastika sahala ny anà...:roll:
24. fahamarinana
(
05/02/2008 14:35)
menalamba:
,Fa na dia izany aza anarana sisa ilay Singer fa tsy alehany mihintsy ,vao anjaizana mori-tongotra "jean" dia mitokona rehefa tonga eo @ ilay fihaonan'ny zaitra midongona iny
:arrow:menalamba,zay no mahatsara an'ilay pfaff lazaiko ery ambony ery ,mahazaka tsara ilay matevina ireny fa dia izy lafo fontsiny fa mateza.
za ry reto tsy sahy mividy occasion fa matahotra sao dia very vola raha tsy hoe occasion am magasins mpivarotra milina dia mba misy semblant de garanti e..:wink:(l)
25. ikaretsaka
(
05/02/2008 14:39)
raha le milina taloha be ireny ny okazy de tsy maninona fa ireny mafy kle
26. fahamarinana
(
05/02/2008 14:45)
:arrow:ika :zany ve,sao mba ilay mbola voizina amin'ny tanana na tongotra ireny ?:wink: sangisangy ny ahy an! Fa ny marina dia tsy mahasahy mikitikitika milina rehefa simba e
27. ikaretsaka
(
05/02/2008 14:52)
ie... ilay ana mpanjaitra taloha le voizina tanana be ireny...
vy be tsy laitra ireny ko...
mafy ireny an
vy be tsy laitra ireny ko...
mafy ireny an
28. fahamarinana
(
05/02/2008 15:04)
:arrow:ekeko fa mafy tokoa fa ireny koa anie efa lasa piece de collection e,vao maika lafo vidy raha tsy hoe mividy ilay efa ratsy tarehy dia manamboatra ho an'ireo zay mahay.Ny any mamanay koa ilay voizina tanana reny kah ,tsy haiko na ny mpiasa azy aza(l)
29. menalamba
(
05/02/2008 16:33)
fahamarinana>Ny ôkaziô teneniko anao anie ary Paris misy magasin mpivarotra azy ,bobaka bé any sady misy garantie é..Raha tsy diso aho metro chateau d'eau no miala dia feno mpivarotra masinia ,izy no mameno tanana eo sady tena pro no azoazo ny vidiny fa efa nitondra olona tany aho fa efa elaela ka tsy tadidiko tsara ,Fa misy tsara any kan..
30. fahamarinana
(
05/02/2008 16:53)
:arrow:menalamba :ah d'accord,merci tamin'ny adresse,raha zay ndray dia sahiko kah,mba magasins sady mino aho fa efa namboariny kosa aloha vao varotany o?(l)
31. penina
(
05/02/2008 18:29)
sakaizakely:
mitady milina fanjairana taratasy
otran'zao zany ry kala penina a !
manontany klou vô mimen men raha tsy izay lasa mipenimpenina
Misy an'izay hoe lakoly izay fanapetahana taratasy. Dia ireny zaitra ireny lokoloko fotsiny.

33. sakaizakely
(
05/02/2008 22:11)
menalamba>
ka misy pied spécial grosse épaisseur ampiasaina rehefa matevina be ny lamba zairina
momba ny Château d'eau indray tsy mety fa za tsy afaka mivezivezy any raha sanatria ka mila dépanazy, lavitra be amiko
mbola tsy nahita pro dôkazy aho hatram zao
Iza no efa naheno ilay marque Brother ?

34. Soniamada
(
06/02/2008 23:42)
sakaizakely:
milina fanjairana hitako tsara indrindra dia ny pfaff. manaraka singer, izay vao brother.
Raha any mada ianao, dia misy revendeur pfaff ao antaninarenina (akaikin'ny la hutte canadienne), sady tonga dia original fa tsy @ilay contre façon hatahorana ho simba vao tonga any antrano, sady 1an minimum ny garantie.
ny singer sy brother koa tsara, fa dia hatahorana satria betsaka contre-façon no sady tsà misy garantie reny any amintsika.
Toyota koa hitako tsara raha mampiasa surjet ianao :D

35. sakaizakely
(
08/02/2008 09:00)
sonia>
misimisy ihany izay olona niteny tamiko hoe pfaff alaina fa otran'ny tapakevitra ihany aho @ brother
otran'ny hitako hoe betsaka kokoa ny options @ brother, raha araky ny ilàko azy io, kanefa ny pfaff sy singer dia presque + de 30-40% ny vidiny donky 8-)8-)8-)
ny zavadehibe amiko koa dia rehefa misy sy aradalàna ny garantie + SAV de zay
fa misaotra am torohevitra e :-*

36. sakaizakely
(
08/02/2008 09:09)
kala p6 wa dombo de menmen, mila rangitina an
anjiaso itadavana fandrangitana :-D:-D:-D
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47a7440f5e177
za wa tsy mahavidy lakoly fa lafobe zany aty aminay, ny lakoly varimasaka masiso sady miendaka wazy de tsy tiko :-P

37. sakaizakely
(
19/02/2008 16:27)
mlay ilay brother sady bonne affaire mitaha am singer. Mahavita karazana points bedabe, de kay mahafinaritra le manana options betsaka fa tsy mionona am tampody miverina fotsiny 8)
40. penina
(
19/02/2008 19:50)
Izay ilay tsy mahay misaotra mihitsy. :twisted:
Tsy mba hoe misaotra p6 tamin'ilay telepathie fa tena nahasoa. :-D
Tsy mba hoe misaotra p6 tamin'ilay telepathie fa tena nahasoa. :-D