mba ampio izay mahay

1. tslem ( 31/01/2008 16:07)
Inona kay izany oe Win32?

Tsy izany mantsy fa nisy cd rom nampidiriko tao am lé lecteur-ko dia avy eo ilay izy tsy mety misokatra fa izao no fenêtre misokatra oe:

E:\NAVIGMA.EXE n'est pas une application Win32 valide.

Dia inona kay no tokony ataoko?

Misaotra indrindra.
novalian'i tslem ny 01/02/2008 13:32
2. rabingogilabanga ( 31/01/2008 18:22)
mbola tsy 32 ans , na tsy majeur zany le win ny toi, sa tsy izay ve ry zalahy?

NON NY DIKANY, dia tsy no-coder-na ta@ 32 octet ny programme ny toi, dia mitadiava systeme à 16 octet, na à 64 octet, hamakian'i toi azy;
sdinon mitadiava, navigma coder sur 32 octet
zay fa mampamangy any ]@ bil gates e!
3. tslem ( 31/01/2008 18:30)
Mba ampio fanazavàna fanampiny moa fa tsy arako mitsy izy zany e, dia aza hanianiana moa rangah fa ataovy mba serieux(miangavy mafy raha azo atao) :P
4. rabingogilabanga ( 31/01/2008 20:06)
32 bit manko no tiako ho tenenina, fa tsy 32 octet

soloy any @ revendeur ny application ny toi, teneno hoe: application coder à 32 bit no tadiaviko.
5. xxx ( 31/01/2008 20:25)
Win32 : http://en.wikipedia.org/wiki/Win32

Efa 32bits daholo ny applications ho an'ny windows rehetra hatramin'ny Win95, 95 OSR2, 98, 98SE, Me, NT rehetra, 2000, XP.

0,0001% ny chance hahavoadaka v*dy anao raha ny "32 octets" no alehanao any amin'ny revendeur. :wink:

Ny mety mahatonga an'io olana io angamba, mety hoe :
- misy simba ilay fichier (mety cd kiaka ohatra, mety erreur t@ nigravena azy, sns tsy voatanisa)
- mety verrouillé amina systeme antipiratage ilay fichier
- mety programa natao ho an'ny win9x dia misy tsy compatible amin'ny noyau NT amin'ny win2000 na XP na vista na mifamadika amin'izay
- mety misy virus ilay ordi
- mety ny lecteur CD no misy olana, maloto sns
- sns

Fa hono hoa : CD-na inona io CD io raha tsy mahadiso ?
6. DotMG ( 01/02/2008 05:22)
Andramo copiéna ao @ disque dur ilay navigma.exe ao @ CD. Rehefa tsy mety voadika io dia ilay CD izany no simba, ka andramana fafana amin'ny mosoara madio sy maina tsara, fafana avy any amin'ny ivony mankaty amin'ny sisiny. Averina andramana ka raha mbola tsy mety ihany dia kikisana amin'ny pelidefera (paille de fer) ary atao Crisbi holalaovin'ny tôtô, ary mividy na maka CD vaovao. Tandremo anefa fa mety handratra ny filalaovana Crisbi @ CD.
7. tslem ( 01/02/2008 13:32)
Misaotra betsaka anareo aloha namaly fa d ho andramana daholo reo e, raha mety moa arahaba soa arahaba tsara, raha tsy mety dia chance an tôtô zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243