Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 28/01/2008 08:21)
appartement à louer
Sao mba misy amintsika eto amin'ny serasera kay afaka mampanofa trano ho an'ny fianakaviana iray misy olona dimy mandritra ny iray volana fotsiny any dago amin'ny volana juillet, tsara raha manodidina... tohiny
masofahatelo ( 28/01/2008 07:42)
resaka hira
manahoana e"! raha ohatra ka mba asiana hira ato e! zany hoe ny tiako tenenina de raha manana hira izahay dia tinay mba ampidirina ato de ahoana tsy aleo mba asiana an'izay ve!... tohiny
novalian'i penina ny 28/01/2008 12:37
xxx ( 28/01/2008 06:17)
mahasoa ny maro
Izao e sao mba mahafantatra ianareo fomba fanalehibiazana filahiana fa tena ilaiko (tsy hoe higafina vehivavy akory fa mba toy ny ozatra rehetra eo @ vatana ihany io de tina ho lehibe kokoa). Ny fomb... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2008 19:57
niryna ( 28/01/2008 06:02)
Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??
Nivavaka nandritra ny dimy ambin'ny folo taona ity ramatoa na andro na alina izany.Ny vadiny kosa dia reraka ka dia tsy nivavaka niaraka taminy intsony.Tsy mahita fifaliana,fiadanam-po ary toa tsy met... tohiny
LazaDaddy ( 28/01/2008 05:08)
Sary indray mipika ;)
Filamatra ny "miasa miasa miasa ihany" Sy "mamokatra mamokatra mamokatra hatrany" "Miasa" ho an'i TIKO sy ho an'i MAGRO Fa "mamokatra" kosa ho an’i "Decagô" Sahia Manao Fingana Lehibe Ianare... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:06
xxx ( 27/01/2008 19:33)
MIRESAKA AM EX
hono hoa ry zareo saika mba hanontany za hoe aona ny sipa ray efa miaraka amin 'olona ,tena nifankatia ry zareo an , kay le sipa mbola mifanoratra am ny ex ihany ,aona no mba ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2008 15:54
sariaka ( 27/01/2008 17:40)
passport taloha sy ilay vaovao
Hono ho'aho, ho an'ireo izay mipetraka eto Italia tahaka ahy ka mbola tsy manana ilay passport vaovao, henonkenonareo ve mandra-pahoviana no manan-kery ilay passport taloha ? araka ny mba henonkenoko ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 04/02/2008 20:03
Thierra9 ( 27/01/2008 17:02)
olana
Nitady namana ahy .Notakiana ny mombamomba ahy.Efa nofenoina ny notakiana.Nanambara anefa izy fa tsy voalaza ny fari-pahaizana .Efa nolazaiko ny Diploma ananako sy ny fahaizako ( miteny anglais sy f... tohiny
novalian'i penina ny 27/01/2008 19:23
zamanoro ( 27/01/2008 16:09)
Fahatsiarovana sy rakitry ny tolona arak'i Jefra
http://www.dailymotion.com/ijefra... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/01/2008 13:57
tratray ( 27/01/2008 15:48)
fefy tsilo
fefy tsilo... tohiny
tratray ( 27/01/2008 15:16)
Mlay n fiainana e!!
kaiz daholo e! ... tohiny
xxx ( 27/01/2008 14:57)
le vola 29,5 e par jour mandritra ny sejour ve obligé tsy
saika mba hanontany za hoe le vola 29,5 e par jour pendant la dureé de sejour aty france ve obligé tsy maintsy presentena ao @ ambassade sa tsy voatery de inona no taratasy mahasolo azy (ju... tohiny
novalian'i ainaheri ny 16/02/2008 20:07
vie ( 27/01/2008 14:07)
Eh ndao hiara hijery MAHALEO 8 fevrier VALIO AINGANA O!!!
MBOLa i vie iany ty eh!!!miandry anareo rehetra pankafy mahaleo hiara hanalazy amnio fety io eh!! ndao hiaraka jiaby jiaby amnio . VALIO O!!!!!... tohiny
novalian'i vie ny 06/02/2008 21:03
vie ( 27/01/2008 09:54)
MAHALEO 8 Fevrier 2008 rodobe hiaraka hijery ry akama isany
Slt daolo dia miarahaba tratry ny taona eh!!miantso anareo ary manentana antsika rehetra hiaraka hijery mahaleo amin'ny 08 fevrier palais eh valio aingana fa pro mafinaritra io e!!!!!... tohiny
novalian'i vie ny 01/02/2008 18:56
achrafhanna ( 27/01/2008 09:44)
Antsoantso,mahalina.
Slt dôly é,mba mitady ny mombamomba ny mpihirana an'ilay tonon-kira mitondra ny lohateny hoe "MIVERENA"aho raha misy manana azafady!Merci :lol:... tohiny
vie ( 27/01/2008 09:38)
MITADY NAMANA HIJERY MAHALEO
Slt!!!mitady namana maika hiaraka hijery MAHALEO amin'ny 08 fevrier ka valio aingana ary e. sans discrimination ... tohiny
novalian'i mmicc ny 05/12/2008 10:18
vie ( 27/01/2008 09:28)
spéctacle MAHALEO 08 fevrier 2008 e!!!!!
Slt daholo atoko ngamb fa faly daholo ny pankafy rehetra amnio spectacle io an!!!raikitra ndray zany ny revy miaraka amindry zalahy an, ka dia miantso anareo namana hiaraka indray hijery an'io e!!!!!m... tohiny
novalian'i eisy ny 29/01/2008 10:39
achrafhanna ( 27/01/2008 09:27)
Bon Annif bonbongasy!!!!
Arahaba tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao anio é!sa...Ataovy ngozabe ny gatô!!!dia aza hadino ny invitation-ko.:-*:-*:-*... tohiny
grasolo ( 27/01/2008 07:21)
olana telechargement
Efa ho tapabolana izaho no nadoa ny vola tamin'ny Paypal nampiasa credit card mba ho afaka manao telechatgement ny radiovazogasy offline. Hatramin'izao dia mbola tsy afaka manao telechargement ny tena... tohiny
novalian'i hery ny 28/01/2008 14:12
soanja ( 26/01/2008 17:43)
Misongadina ny Gasy! Hafa ihany ny antsika.
Miarahaba an'i Jacky Razafiniaina nahazo ny tompon-daka eran-tany 2008 tamin'ny dihy country tany Nashville Tennessee USA. Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka! Tehaka mirefodrefotr... tohiny
novalian'i ikalamako ny 31/01/2008 22:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.4558