Bon Annif bonbongasy!!!!

1. achrafhanna ( 27/01/2008 09:27)
Arahaba tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao anio é!sa...Ataovy ngozabe ny gatô!!!dia aza hadino ny invitation-ko.:-*:-*:-*
2. endrika01 ( 27/01/2008 13:59)
Iza no nahalalanao fa Annif -ny i bonbongasy anio?
Raha annif-anio d'efa ni-manifesteé ny namana ato @ serasera.Ka raha marina zany ,dia zaho koa tsy mba ho tara amin'ny firariana!!!!!bon Annif i bonbongasy.(l)
3. Vitsikakely ( 28/01/2008 05:15)
endrika01:

Iza no nahalalanao fa Annif -ny i bonbongasy anio?
Raha annif-anio d'efa ni-manifesteé ny namana ato @ serasera.Ka raha marina zany ,dia zaho koa tsy mba ho tara amin'ny firariana!!!!!bon Annif i bonbongasy.(l)



hi hi hi hi ha ha ha ha [endrika01]
4. bonbongasy ( 29/01/2008 07:35)
achrafhanna:

Arahaba tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao anio é!sa...Ataovy ngozabe ny gatô!!!dia aza hadino ny invitation-ko.:-*:-*:-*



Merci achrafhanna nahatsiaro
Efa natao ngozabe tokoa ny gatô ho anareo namana fa ny andefasana azy any @nareo no sarotra. sa alefa email? :lol:
5. bonbongasy ( 29/01/2008 08:01)
endrika01:

Iza no nahalalanao fa Annif -ny i bonbongasy anio?
Raha annif-anio d'efa ni-manifesteé ny namana ato @ serasera.Ka raha marina zany ,dia zaho koa tsy mba ho tara amin'ny firariana!!!!!bon Annif i bonbongasy.(l)



hihi, tsy maninona ka!
merci @ firariana sy ny (l)
ho valiana raha tsy efa tara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3137