Antsoantso,mahalina.

1. achrafhanna ( 27/01/2008 09:44)
Slt dôly é,mba mitady ny mombamomba
ny mpihirana an'ilay tonon-kira mitondra
ny lohateny hoe "MIVERENA"aho raha misy
manana azafady!Merci :lol:
2. vie ( 27/01/2008 09:59)
Slt omeko anao refa manana za fa milay refa samy mankafy mahaleo e dia ndao hiaraka hijery maro
3. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:02)
vie:

Slt omeko anao refa manana za fa milay refa samy mankafy mahaleo e dia ndao hiaraka hijery maro



za kounkou tia Mahaleo ô,eo nareo de mitady
ifapikôtikôty eo njay!:-D:-D:-D
4. Bafota ( 27/01/2008 16:50)
:-D:-D:-D:-D=))=))=)):b
5. Vitsikakely ( 28/01/2008 05:27)
\"MIVERENA\"lhl ve no mihira sa vhv,
6. tsiambaratelo ( 31/01/2008 12:45)
Zaho mahafantatra raha toa ka le MIVERENA izy 3vavy no mihira azy,"fa raha hafa tsy itako zay hanampiana anao.
7. achrafhanna ( 03/02/2008 09:08)
Bafota:

:-D:-D:-D:-D=))=))=)):b




izaho ve heverin'i Bafota fa mandainga é(l)
8. achrafhanna ( 03/02/2008 09:11)
Vitsikakely:

\"MIVERENA\"lhl ve no mihira sa vhv,



vevavy reh no mihira azy é:wink:
9. achrafhanna ( 03/02/2008 09:16)
tsiambaratelo:

Zaho mahafantatra raha toa ka le MIVERENA izy 3vavy no mihira azy,"fa raha hafa tsy itako zay hanampiana anao.



iiiieeeeh,izy telo vavy é,lay iray mipetraka
eny Ambatoroka no tadiaviko!:-*
10. achrafhanna ( 03/02/2008 09:41)
Prisca no anarany!
manana trano any Antsirabe
ihany koa izy!dia miandry aho 'zany é:oops:
11. achrafhanna ( 10/02/2008 10:44)
Mety tssisy mahalala ve?:-w:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0887