MITADY NAMANA HIJERY MAHALEO

1. vie ( 27/01/2008 09:38)
Slt!!!mitady namana maika hiaraka hijery MAHALEO amin'ny 08 fevrier ka valio aingana ary e. sans discrimination
novalian'i mmicc ny 05/12/2008 10:18
2. vololomanitra91 ( 27/01/2008 12:04)
slt!!! ka namana lahy ono sa vavy no zahavinao??? izaho mantsy mety ho afaka iany!!! zay fa miandry ny valiny e!!!
a+
3. Ratovo70 ( 29/01/2008 09:09)
za afaka ra tinao,satria za ko irery
4. vie ( 29/01/2008 20:19)
vololomanitra91:

slt!!! ka namana lahy ono sa vavy no zahavinao??? izaho mantsy mety ho afaka iany!!! zay fa miandry ny valiny e!!!
a+

"vie" iany ty eh tsy mifidy kah mety daholo e ndao ary raha vonona ianao eh dia mifanao ftona isika eh valio aloha dia avy eo mifixe progr

5. vie ( 29/01/2008 20:22)
Ratovo70:

za afaka ra tinao,satria za ko irery

"vie" iany ty eh ka andao ary hiaraka ianao dia izaho dia vololomanitra io ambony io eh !!! mifanao ftona isika dia tonga aloha dia milahatra aloha eh valio dia avy eo mifixe ny rendez vous sa aona ok!!!

6. penina ( 29/01/2008 20:46)
za koa vonona
7. vie ( 01/02/2008 19:00)
penina:

za koa vonona

Koa raha vonona ela dia vao maika mlay zany fan ndao ary e dia tsara raha misy num de contact valio

8. miora11 ( 04/02/2008 12:07)
inona no antony hitadiavanao namana. Tsy aleo ve bà mandeha irery @ty e!:twisted:
9. Mam ( 05/02/2008 15:15)
ianao ve tsis namana de aty no miserasera namana tena somary hafahafa hiany no hifankahitanareo raha tsy mahay tsara nareo kosy é8)
10. todisoa2 ( 06/03/2008 06:34)
zahay tia saingy efa tara lotra
11. mmicc ( 05/12/2008 10:18)
ndao fa za koa mazoto e! dia amboary ny prgny :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2409