MIRESAKA AM EX

1. xxx ( 27/01/2008 19:33)
hono hoa ry zareo saika mba hanontany za hoe aona ny sipa ray efa miaraka amin 'olona ,tena nifankatia ry zareo an , kay le sipa mbola mifanoratra am ny ex ihany ,aona no mba dikany hoy nareo ,mba valio azafady
novalian'i xxx ny 03/03/2008 15:54
2. tess ( 27/01/2008 19:55)
iio miankina am antony mbola hifandraisanjareo ihany.....
tsy misy maharatsy ny hoe mbola mpinamana na dia tsy miaraka tsony aza! tsy aleo aza ve izay, amiko aloha tsy misy olana....fa raha hoe efa ex dia mbola erahina anefa efa miaraka am lay vaovao izy izay no tsy mazava kely fa mikorotana....:-P
3. fanantenana2003 ( 27/01/2008 20:44)
za anky tsy miombo-kevitra amin-dry ry tess! zany ary hoe ex fa de samy manana ny fomba fijeriny angambany!
4. tess ( 27/01/2008 21:06)
:wink: ny ahy tsy misy olana ka! raha miojanona mpinamana tsotra tsy misy rimorimo! tsy olana mitsy! fanambadiantsy raikitra hono tsy hatao maharatsy fihavanana:wink::-D marin'io
5. xxx ( 28/01/2008 06:19)
:-D:-D
misy ady varotra be ato zany hiii

ny ahy arakaraka ilay olona iarahana vaovao angamba no amaliana azy, raha ohatra ve ka mety hampisy fifandirana amin ilay olona vaovao ny firesahana na fifandraisana dia aleo tsy asiana fifamdraisana e
raha toa kosa ka tsy mampaninona azy fa tena resaka tsotra ny aminareo dia tsy hitako ny maharatsy izany.
io izany tsy mila we ahoana sy ahoana fa miankina aminareo 2 ihany, dia zay mampety ny fiarahanareo atao


fa ny tiako tsindriana kosa dia izao, asa ianareo na mba mitovy hevitra amiko fa misy ny sasany izany miresaka amin ny sexe de mbola miangolangola ihany ny fomba fitenysns, na dia tsy misy inona aza eo amomjareo, fa kosa raha sanatria ka misy ady ohatra teo amin ilay olona 2 , le am zao fotoana io , de tsoriko aloha famety hanafitoina na vao maika hitarika idee hafa ho an ilay vaovao ny firesahana amin ilay ex e, tonde lasa manao film ho azy



6. tess ( 28/01/2008 06:26)
mazava ho azy raha tsy miteraka olana amin'ilay !raika!:°)
7. mitia04 ( 28/01/2008 07:23)
ary so d mba miresaka amn ex-ny kou lé ray ?:-w
8. ari.malala ( 28/01/2008 08:27)
ts haiko alou fa za refa misaraka d misaraka ts mila miresaka @ ex tson, d mba toy izany koa no iriako amle olontiako we mba ts miresaka @ ex ny tsiny koa izy e! misy fitenin'ny ntaolo hoe ny ela maha iray roa, ary marina io, olona efa nifampizara fitiavana ireo, mety tsy mbola tena maty tanteraka izay niarahany, d za zany v ho very fotoana ftsn hiandry izay hahafaty ilay afo mampifandray azy, fa na any na aty amko (hihihi, possessive b mints za an)
9. tess ( 28/01/2008 12:37)
:-D
10. kelly13 ( 28/01/2008 12:49)
za ndray tsy mampaninona ahy za miresaka @ ex-ko fa ra ny vadiko tsy tiko miresaka @ ex-ny :°) (aleoko d valina franchement fa za tia tena)
11. Mandefitra ( 28/01/2008 12:54)
hozy eric manana :
Fitiavana kely nisisika
Fitiavana kely tsy levona
Toa zavatra nanitikitika
toa sery niriana hampihevina
Kinanjo nampiditra angano
tonga afo tsy matin'ny rano


Ka aleo tsy mangarom-biby andavaka hehehe
12. ari.malala ( 28/01/2008 14:27)
tess, za v no memezandriko?:°)
13. ikaretsaka ( 28/01/2008 14:50)
tess:

:wink: ny ahy tsy misy olana ka! raha miojanona mpinamana tsotra tsy misy rimorimo! tsy olana mitsy! fanambadiantsy raikitra hono tsy hatao maharatsy fihavanana:wink::-D marin'io



ary raha izy no "minamana fotsiny" @ ex-ny koa ry tess:-D
14. tess ( 28/01/2008 16:32)
ari.malala:

tess, za v no memezandriko?:°)

d za zany v ho very fotoana ftsn hiandry izay hahafaty ilay afo mampifandray azy, fa na any na aty amko (hihihi, possessive b mints za an)



ari.malala io no mampmé ahy hihihihih an han! ahummm ahummmm! hay ve njy possessive be e!:wink:

15. tess ( 28/01/2008 16:33)
kelly13:

za ndray tsy mampaninona ahy za miresaka @ ex-ko fa ra ny vadiko tsy tiko miresaka @ ex-ny :°) (aleoko d valina franchement fa za tia tena)

:-D:-D:-D:-D:-D tena tia tena indriko e!:-D

16. tess ( 28/01/2008 16:34)
ikaretsaka:

[quote=tess]
:wink: ny ahy tsy misy olana ka! raha miojanona mpinamana tsotra tsy misy rimorimo! tsy olana mitsy! fanambadiantsy raikitra hono tsy hatao maharatsy fihavanana:wink::-D marin'io
[/quote


ary raha izy no "minamana fotsiny" @ ex-ny koa ry tess:-D


tsy mampanin ahy raha madio ny relation ka! vao maika ampidiriko antrano aza draissssss hihihih fa raha fatako oe misy raha tsy mazava de omeko tsipaka mankovisy!:°)


17. ikaretsaka ( 28/01/2008 16:49)
kay le
18. tess ( 28/01/2008 20:26)
:-D:-D:-D:-D
19. ikaretsaka ( 28/01/2008 20:39)
izany hoe votsipaka izany raha mahatsiarotsiaro ny tongolon'ejipta:-D:^)
20. sakaizakely ( 28/01/2008 20:51)
eeeeeeeeeeeeee

tsy misy an'zany fa rehefa ex de any am valamparihy iny no mipetraka fa tsy misy miwawawa intsony

aia koa no hisy hiresaka madio zany rehefa avy nifanao resaka "maloto" nampifangaro mikraoba tany :-D:-D:-D:-D

mampresaka :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0919