MIRESAKA AM EX

41. xxx ( 09/02/2008 20:13)
ny ahy sady hiresahako ny ex no mbola hiarahako
42. ainaheri ( 10/02/2008 06:09)
Ny ahy refa misaraka d misaraka fa tsy asina kiantsoantso zany tsony zay lay we samy manana ny horizon-ny e!!

Fa maninona ianareo no nisaraka??Misy zvtr tsy nifanarahana tao.
Fa maninona no mbola tohizana indray lay relation,nefa nareo samy miaraka aman'oul?????????
43. Papoose ( 10/02/2008 08:10)
ainaheri, aza raisina intsony zany ny antsoko e!:-P:-D
44. ainaheri ( 10/02/2008 08:30)
Ra ny an'i papoose d raisiko ka:-D:-D(ananany ngah ny nimerao ny findaiko:?::-w:@) Hehe
45. Papoose ( 10/02/2008 11:00)
ka efa hoe samy manana ny horizon-ny @zay kooo, fa raha vao mbola raisina le antso de mbola miresaka zany!:-D hehe
46. ikaretsaka ( 11/02/2008 03:12)
allo allo allo... aoka aloha fa mbola ..za :-D:-D:-D:-Dtsssssss tsy mety izany hoa
47. xyxy ( 11/02/2008 23:35)
Mampihomehy ahy ireto resakareo ireto,izaho koa manko izao miresaka@ ex-ko izay efa ela tsy hitako.Raha ny marina dia vao nifankahita izahay d ohatra samy taitra sady samy nahatsapa fa samy mbola nananjavatra izay tavela, ary mety zvtra betsaka ihany angamba....samy manambady sady samy tia ny vadiny ihany aloha hatr@izaoe.Fa ny tohiny no ho asa.
Fa raha ny marina , ny ex izany d olona efa tinao taloha ary matetika d misy tavela betsaka foana ao !!!! ka asakasakareo mamela ny olona miaraka aminareo hiresaka @ ex-ny aloha e.:cry:
48. ainaheri ( 12/02/2008 05:02)
xyxy:
Fa raha ny marina , ny ex izany d olona efa tinao taloha ary matetika d misy tavela betsaka foana ao !!!! ka asakasakareo mamela ny olona miaraka aminareo hiresaka @ ex-ny aloha e.


Ka zay zvtr zay mitsiny no tandremana,satria @ maha olombelona antsika mety ho voasarika ny fakampanahy,miresaka volou eo anie mbola ça va,refa manomboka zajatra @ zay,sahy² miteny refaveo,d manao tsy fanao,ka araka ilay nolazainao;ilay misy ambinambiny kely ao,ka itombo iny @ zany fotoan'androny,ka ho lasa adintsaina ho azy anao sy ho azy sy eo @ tokantranonareo 2

Ny ahy aleko samy maka ho azy ka,refa misaraka d misaraka,tsy milay l mitakosikosina!!
49. Papoose ( 12/02/2008 05:22)
mampalahelo kosa anie le ex raha mba miantso dia tenenina hoe tsy mahazo miresaka aminao za fa bedin'ny sipako eee! nefa izy hiresaka hanontany fahasalamana sy hoe natory tsara v cherie omaly sy h@zay tsy niresahantsika zay?:-D:-P
50. Rasiligaoma ( 12/02/2008 06:32)
dia ataovy ilay hiran'i 'Zay iny ko
51. Papoose ( 12/02/2008 11:48)
le hoe?
52. mignone ( 12/02/2008 18:27)
sao dia manahirana
ho sahirana
raha hitany miaraka
aminao

io ngambany zany hira
53. ikaretsaka ( 15/02/2008 04:22)
:-D
54. Papoose ( 15/02/2008 08:04)
de hanahirana azy kitotsany veu?
zany hono ry ainaheri a! hanahirana anao hoe:-P:-D
55. Papoose ( 15/02/2008 08:07)
sa i rasily? sa iza?raha manahirana anareo wa de ajanony!:-P fa aza atao io hira io!:-D
56. ikaretsaka ( 17/02/2008 13:20)
ny ahy tsotra fotsiny ny @ io
rehedfa tsy zanakanao raha ianao no ataon'ilay miaraka aminao an'io dia aza atao aminy
57. Papoose ( 18/02/2008 11:57)
Misaotra @ teny feno fahendrena Bruno!:D
58. la ( 18/02/2008 12:18)
refa ex de ex!! mifampiarahaba otran olona mifankalala reny de zay samy mizotra ny lalany fa tsy misy hoe iresaka zany na ifanoratra!
Fahalala-pomba ny miarahaba de zay; fa samy manana ny eritreriny koa sy miankina amin'izay antony nisarahana ilay izy:)
59. tsiafoi1 ( 22/02/2008 15:44)
Tsy hitako loatra izay olana, refa madio sy manaiky ny eritreritra sy ny fo. Raha ny sitrapon'Andriamanitra de tokony HIHAVANA AMIN'NY OLONA REHETRA NA DIA NY FAHAVALO AZA.

Ka inona moa ny olana raha miresaka amin'ny EX.
60. rinja ( 27/02/2008 04:27)
Amiko ny ara-taratasy ara-panjakana no mitriatra fa ny maha olona misaina eo amin'ny vavy sy ny lahy efa mpivady nisaraka de tokony tsy hametrahana olana. Firy firy moa ireo mpivady nisaraka no nipody niaraka indray taty aoriana ? Ka ny tendrom-po tsy mba namana moa tsy nisy tsy nanota eto amin'ity tany ity fa ny fiverenana mifampiresaka amiko tsy hitako izay olana. Tsy midika koa anefa fa hiaraka indray raha mifampiresaka. rehefa hifanaraka fa hiaraka indray moa ny roa tonta, azy izay fa raha hifandray tsotra fotsiny amin'izao de mety koa izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485