MIRESAKA AM EX
22. ari.malala
(
29/01/2008 06:27)
ita mints wa ry sakaizakely:-D:-D:-D
tess, ieee, za ndraya lou d possessive bbbbeeeee mtins e:-D:-D:-D:-D
tess, ieee, za ndraya lou d possessive bbbbeeeee mtins e:-D:-D:-D:-D
23. diamondra27
(
29/01/2008 07:18)
fa hono wa ary ny fianakavian i ex ndray ahoana , mbola azo resahana sa ahoana sa de tsy resahana ihany koa ny anareo?
mila valiny de merci manazava doly :-*:-*
mila valiny de merci manazava doly :-*:-*
24. soatsara
(
29/01/2008 07:20)
Samy manana ny filozofiany daholo ny tsirairay avy, izany heverinao fa mety no izy,
Ny tena mahasosotra dia ny maheno ny olon-tianao milaza fa tsy misy n'inon'inona intsony, avy eo izy hitanao mbola miresaka tsara indray,
Amafiso fotsiny ny fo, fa zany ny eto an-tany :D
25. ari.malala
(
29/01/2008 12:58)
diamondra27, za aky ts mifandray am fianakaviany zany a! sady ra mbola sipasipa d tsisy idiran'ny fianakaviana angamba hoy aho...
27. ari.malala
(
30/01/2008 06:53)
Rasiki, entre anay roa alou ko:P refa hiditr am lalindalina vo zay vo miresaka fianakaviana:P
29. mpamonjy
(
30/01/2008 12:02)
ny lahy sy vavy dia tsy afaka ny hijanona ho mpinamana fotsiny mihitsy : ny ela maharay roa
aleo rehefa manam-bady, dia tsy misy namanamana izany intsony
okay
aleo rehefa manam-bady, dia tsy misy namanamana izany intsony
okay
30. ronaldo09
(
30/01/2008 13:01)
Matoa le sipa mbola manoratra am'lay ex daia midika izany fa tiany ilay olona .Mizara roa amnko ny EX ;ao ny ex navela zany hoe ilay sipa no nandaka ilay bandy ,eo ihany koa ny EX nilaozana zany hoe ilay bandy no nandaka azy avy eo izy nisarangotra aminao hanadinoana izay marary ,ity farany ity anefa no miseho eto satria mbola tiany ilay bandy nefa izy tsy afaka manao ninoninona satria nilaozany koa raha mnoratra ilay bandy dia io izy mamaly sy mifandray aminy satria mbola ao ilay fitiavana.
Koa mitandrema ihany ooo!!!
Koa mitandrema ihany ooo!!!
32. ikaretsaka
(
30/01/2008 14:05)
ary ahoana indray ilay hoe .."teo anilanao aho rasipa no natositosikao"?
36. accpt1
(
02/02/2008 19:42)
amiko manokana aloa de efa madio ny fifandraisana de tsisy olana,za bandy no miteny fa ny sipa fona no tena tsy mazaka fa saro piaro,tsy raison mintsy amiko hoé olona nifankatia taloa de lasa mpifahavalo,efa misaraka de aleo mpinamana mifankatia madio
37. Papoose
(
04/02/2008 14:26)
za sipa fa ny bandy koa dia betsaka ny bandy tsy mahazaka!
le izy tsy hoe rehefa bandy dia hoe ny sipa no tsy mahazaka dia hoe rehefa sipa dia ny bandy no tsy mahazaka fa hitako hoe logique raha saro-piaro!
olona mijery anao eny andalana aza dia efa mety mahazal ny ray na koa hoe mairaka mandihy @ ol tsy fantatrao fa mba sendra maka anao maika fa hoe mifanoratra @ ol fantatrao, X!!!ilay fanorokoroka, fisafosafo, fanaovana t@ fotoan'androny!!!!8-)

38. rastafarai
(
08/02/2008 04:40)
Sarotra b zany we lasa mpinamana zany fa na miaraka na tsia,iray ihany no lalana fa minamanamana eo d mifampiantsoantso eo d mifankahitahita eo(normal satria na énao na izy tsy hitondra ny vadiny avy ra hanao fotoana)d miaraka ihany ny farany:lol::lol::lol:
Indrindra fa refa tsy nifankahita elaela...
Tandremo ry reto fa ny olombelona mora mivadika
Indrindra fa refa tsy nifankahita elaela...
Tandremo ry reto fa ny olombelona mora mivadika
40. ainaheri
(
09/02/2008 10:49)
tess:
fa raha fatako oe misy raha tsy mazava de omeko tsipaka mankovisy!
Aona ndray zany tsipaka mankivisy zany:?::?:=))=))=))