misaotra anareo rehetra fatena misy zavatra azo tsoahina le adihevitra , io aloha hita am le ataon'le olona e , fa tena marina le hoe miresaka eo de miresaka de miaraka avy eo indrindra refa misy blem zay ao antrano ,olombelona ihany fa tsy anjely , fa ny tena blem anie efa niresaka zay e ,nefa izy mbola nifanoratra ihany , mazoto daholo e