Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??
1. niryna
(
28/01/2008 06:02)
Nivavaka nandritra ny dimy ambin'ny folo taona ity ramatoa na andro na alina izany.Ny vadiny kosa dia reraka ka dia tsy nivavaka niaraka taminy intsony.Tsy mahita fifaliana,fiadanam-po ary toa tsy mety foana izay zavatra ataonay mivady hoy izy.Ny zavatra nangatahiko nandritra izany taona izany dia ny mba ahavonjy ahy kanefa ahoana no atao amin'izany?
Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo anie ireto fanontaniana ireto azafady e:
1- Ahoana no ataoko mba ahazoako famonjena?
"What must I do to become saved?"
2- Inona na hoe ahoana no ataoko mba ahazoako ny fiainana mandrakizay?
"What must I do to have eternal life?'
3- Moa ve mino ny fiverenan'i kristy ilay mpitondra?
"Does he believe the coming of Jesus Christ?"
Hifonako raha misy teny anglisy kely
Antsika rehetra izany no mandinika an'ireo ary mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo.
Misaotra mialoha.
(l) niryna

novalian'i ikaretsaka ny 08/02/2008 00:36
2. sarobidy
(
28/01/2008 07:37)
Ny valin'ireo fanontaniana ireo ve ry niryna samy manana ny azy sa iraisan'ny rehetra?
3. tslem
(
28/01/2008 07:59)
Ahoana no nolazain'ny mpitondra fivavahan'i niryna?
mba liana koa zah:P
mba liana koa zah:P
4. celesy
(
28/01/2008 08:18)
1/ maharitra atramin'ny farany no hovonjena.
2/ ny mitandrina ny didiny sy manao ny sitrampony ilay nahary.
3/ mino aho fa mbola hiverina i Kristy.
2/ ny mitandrina ny didiny sy manao ny sitrampony ilay nahary.
3/ mino aho fa mbola hiverina i Kristy.
6. ikaretsaka
(
28/01/2008 14:23)
1- Ahoana no ataoko mba ahazoako famonjena?
"What must I do to become saved?"
Ny fanekeko fa samy possible aby ny facts anankiroa hoe mety misy hamonjy aho ary possible kao hoe mety tsy hisy hamonjy aho ... rehefa tsy misy mamonjy aho dia miezaka manao izay tratry ny aiko hamonjeko ny fanomezana izay nasaina notandremako (izany hoe ny tenako)!
(famonjena en general no lazaiko eto)
2- Inona na hoe ahoana no ataoko mba ahazoako ny fiainana mandrakizay?
"What must I do to have eternal life?'
Mazoto manao komomino tsara , Mivavaka., Mahafoy tena hampanjaka fitiavana eo anivon'ny tontolo misy anao
3- Moa ve mino ny fiverenan'i kristy ilay mpitondra?
"Does he believe the coming of Jesus Christ?"
Hifonako raha misy teny anglisy kely
mino izy ary izahay koa ampinoiny, fa na le Olona /andriamanitra hiverina aza tsy mahalala hoe rahoviana izy no hiverina , dia donc tsy adidiny hono ny mieritreritra sy mivaky loha amin'izany fa raha mino dia vonona foana rehefa miverina izy na androany na zao na afaka taona miliona maro..
.
mangataka aminy mba "tsy ho entny misedra izay tsy zaka sy tsy ho avelany ho irery" (Cf hira katolika o ry tompo tianay, sy ny filma volomborona ho an'izay tsy mahay)
7. mbaliana
(
28/01/2008 15:31)
na koa hoe mangataka fanampiana amin'Izy Andriamanitra hoe Mba omeo hery aho hanantanterahako ary hanekeko ny sitraponao raha izao no hitanao fa mety ho ahy...
Famonjena amin'ny inona aloha e?
ny ohabolana aza misy miteny hoe ny fiononana no fahasambarana...
NY fanekena no zavadehibe dia arahin'ny fiononana sy fifaliana amin'izay ananana no fiadanam-po sy fahasambarana ...dia ny fahaizana misaotra ny zavatra niainana anio fa tsy mieritreritra ny hahazo ny tsy anjara...
hevitro aloha iny ..,
Famonjena amin'ny inona aloha e?
Tsy mahita fifaliana,fiadanam-po ary toa tsy mety foana izay zavatra ataonay mivady hoy izy.Ny zavatra nangatahiko nandritra izany taona izany dia ny mba ahavonjy ahy kanefa ahoana no atao amin'izany?
ny ohabolana aza misy miteny hoe ny fiononana no fahasambarana...
NY fanekena no zavadehibe dia arahin'ny fiononana sy fifaliana amin'izay ananana no fiadanam-po sy fahasambarana ...dia ny fahaizana misaotra ny zavatra niainana anio fa tsy mieritreritra ny hahazo ny tsy anjara...
hevitro aloha iny ..,
10. ikaretsaka
(
28/01/2008 15:50)
aza mitady lavitra eo kao sao confus eo:-D fa raiso hoe miombon-kevitra
11. LazaDaddy
(
28/01/2008 20:48)
niryna:Inona ny maha samihafa an'ireo ry Niryna? Inona ilay "famonjena" dia inona ilay "fiainana mandrakizay"? Misaotra
1- Ahoana no ataoko mba ahazoako famonjena?
2- Inona na hoe ahoana no ataoko mba ahazoako ny fiainana mandrakizay?
12. ikaretsaka
(
28/01/2008 20:52)
tsotsoriko ary:
ny "famonjena tsunami" ve ohatra =fiainana mandrakizay"
Relief vs Cure..= Ahiako hifangaro indray!:-D:-D:-D:-P
ny "famonjena tsunami" ve ohatra =fiainana mandrakizay"
Relief vs Cure..= Ahiako hifangaro indray!:-D:-D:-D:-P
14. cutie
(
29/01/2008 00:56)
ny famonjena efa vita, anjarany fotsiny no mandray azy na tsia.
Ny fiainana mandrakizay ndray miankina @ le famonjena no ahazoana azy :)
Ny fiainana mandrakizay ndray miankina @ le famonjena no ahazoana azy :)
15. niryna
(
29/01/2008 06:07)
sarobidy:
Ny valin'ireo fanontaniana ireo ve ry niryna samy manana ny azy sa iraisan'ny rehetra?
omeo hoe ny valin'ny anao ? :D inona avy izany raha aminao inona no atao mba ahazoana famonjena,raha tsy fantatrao aloha ilay izy dia aza misalasala manantona ny mpitondra fivavahana
Rehefa maninona aho no mahazo fiainana ho mandrakizay?
Inona koa izany hoe fiainana mandrakizay izany?
Tena ilaiko ireo sarobidy a.
16. niryna
(
29/01/2008 06:07)
tslem:
Ahoana no nolazain'ny mpitondra fivavahan'i niryna?
mba liana koa zah:P
Ho lazaiko anao ny antony,fa ahoana no fieritreretanao ireo fanontaniana ireo e
17. niryna
(
29/01/2008 06:09)
celesy:
1/ maharitra atramin'ny farany no hovonjena.
2/ ny mitandrina ny didiny sy manao ny sitrampony ilay nahary.
3/ mino aho fa mbola hiverina i Kristy.
misaotra celesy nizara a :-*
18. niryna
(
29/01/2008 06:21)
niryna:
1- Ahoana no ataoko mba ahazoako famonjena?
"What must I do to become saved?"
ikaretsaka:
Ny fanekeko fa samy possible aby ny facts anankiroa hoe mety misy hamonjy aho ary possible kao hoe mety tsy hisy hamonjy aho ...
mba afaka azavainao ve izany e,
ikaretsaka:ny herinao izany no hamonjena anao ? Raha tsy misy mamonjy,ary raha misy mamonjy,izay ilay hoeritreretinao fa hamonjy anao,ary amin'ny fomba ahoana?
rehefa tsy misy mamonjy aho dia miezaka manao izay tratry ny aiko hamonjeko ny fanomezana izay nasaina notandremako (izany hoe ny tenako)!
ikaretsaka :mba azavao ho izany famonjena en general izany?
(famonjena en general no lazaiko eto)
Raha raisina amin'ny fiainana no tian'ika ?
Raha raisina araky ny fanahy kosa dia ahoana e?
19. niryna
(
29/01/2008 06:22)
niryna:
2- Inona na hoe ahoana no ataoko mba ahazoako ny fiainana mandrakizay?
"What must I do to have eternal life?'
ikaretsaka:rehefa mandray kominio hianao inona no ao an-tsainao?
Mazoto manao komomino tsara ,
ikaretsaka:
Mivavaka.,
Rehefa mivavaka mba lazao anay hoe ahoana no ataonao?
ikaretsaka:=D=D amin'ny fomba ahoana,mba afaka manome ohatra ve hianao.
Mahafoy tena hampanjaka fitiavana eo anivon'ny tontolo misy anao
20. niryna
(
29/01/2008 06:23)
niryna:
3- Moa ve mino ny fiverenan'i kristy ilay mpitondra?
"Does he believe the coming of Jesus Christ?"
Hifonako raha misy teny anglisy kely
ikaretsaka:izany hoe noteneniny hoe ho avy izy dia izay ve ?
mino izy ary izahay koa ampinoiny,
=ikaretsaka]fa na le Olona /andriamanitra hiverina aza tsy mahalala hoe rahoviana izy no hiverina , dia donc tsy adidiny hono ny mieritreritra sy mivaky loha amin'izany fa raha mino dia vonona foana rehefa miverina izy na androany na zao na afaka taona miliona maro..dia mila miambina foana koa izany isika e,mila mifona any amin'ny ray? mila mino fa i kristy dia ho avy?
.
ikaretsaka:misaotra ika :-*
mangataka aminy mba "tsy ho entny misedra izay tsy zaka sy tsy ho avelany ho irery" (Cf hira katolika o ry tompo tianay, sy ny filma volomborona ho an'izay tsy mahay)