Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??
61. prime
(
30/01/2008 09:01)
cutie:... maybe I respected your roots so much taloha...:)
maybe u judged me too much taloha
65. LazaDaddy
(
30/01/2008 12:10)
cutie> i prime angamba no tokony anontaniana sao diso ny fandraisko azy...sao mantsy dia ny fakan'i cutie ohatra no tiany ambara fa tsy fototra :) na koa ohatra ny foto-kevitra nijoroan'i cutie...sns...
69. niryna
(
30/01/2008 19:12)
cutie:
de in hono no fototro :roll::roll::roll::roll:
ny fototro amiko? namafy voa ny olona dia naka izay voa tsara i cutie. Anjaranao no mamafy izany koa :D
71. mbaliana
(
30/01/2008 20:30)
Ny fandinihan-tena tiako lazaina aloha dia ny MANONTANY TENA hoe mety ve ny nataoko... ary raha olon-kafa no manao na miteny amiko an\'izay nataoko tamin\'ny hafa dia mba ahona no reaction-ko...dia inn ny ataoko...sns...
72. mbaliana
(
30/01/2008 20:38)
fa izao Andriamanitra mpamonjy zao ve ohatry ny dadabe mizara bonbon e? ka rehefa tsy mahazo nefa nangataka dia hoe tsy nahazo famonjena e?
Ny dikan'izany zany dia ny olona ihany no manao andriamanitra kely ny tenany maniry sy mitady fa dia i Andriamanitra no mpanome sy mpanatanteraka...
Fa dia lazao amin'io vehivavy io ry Niryna fa TSY NY SITRAPONTSIKA NO ATAO FA AZY ANDRIAMANITRA IHANY A...

73. fijo
(
30/01/2008 22:27)
cutie an,avy jereko izany fototra ao izany hoe???
niryna avela aho hoany ami'ny afo be fa mangatsiaka loatra aty ka
niryna avela aho hoany ami'ny afo be fa mangatsiaka loatra aty ka