Mba anontanio ny mpitondra fivavahanareo ity azafady e??

141. niryna ( 07/02/2008 06:04)
5 Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy.

6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina.

7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra.

8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.

9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 1 Jaona 1
142. niryna ( 07/02/2008 06:06)
ikaretsaka:

dia izao ary no lazaiko an'i LD..
io teninao hoe "jesosy no angalaiko garanti" io..

tsy mi garantir ny garanti nalainao tany @ Jesosy ve ianao? hmmm?
honest honest




dia ahoana?
Maro ireo olona mitady fanampiana ,inona no tokony ataon'izy ireo mba ahazo famonjena izy? Na koa hoe mba ahazo izany atao hoe fiaianana mandrakizay izany?
143. mbaliana ( 07/02/2008 21:19)
Ny tenin\'i Kristy dia hoe \"tsy misy mankany amin\'ny Ray afa-tsy amin\'ny alalany\"...fa tsy amin\'ny alalan\'ny asa . Izay no maha samihafa ny garantie nomen\'i Kristy sy ny \"garantie\" nomen\'ikaretsaka
Tsy i Ika anie no manome garantie fa niteny hoe ahona no ahazoana ny garanti e.. anga i Ika no namorona an\'ireo fitenana ireo??

mbaliana> Ny ahy i Jesosy no angalako \"garantie\" ary Izy ihany no ahazoako fiainana mandrakizay fa tsy vokatry ny asa ataoko sanatria

io no lazain\'i Lazadaddy

fa ahona moa ity amin\'ny alalan\'i Kristy?
Amiko dia ny FITIAVANA ny mpiarabelona no lalana natoron\'i Kristy fa na mivavaka ho an\'ny hafa, na manome sakafo ho an\'ny hafa ecc...araka ny nolazain\'i Niryna dia fitiavana daholo no mitondra an\'ireo... talenta ampiasaina notenenin\'Ika hanasoavana ny hafa mbola FITIAVANA DAHOLO ZANY
zay no tsy azoko ami\'ito tenin\'i Lazadaddy...marina fa eo ny finoana fa raha tsy arahin\'asa mitia ny hafa .. itondra aiza?? ny asa tsy voatery zay ahazoana vola ivelomanao ihany (fa na izany aza asa atao am-pamarinana ihany koa...)Fa izay rehetra ataonao mandritra ny fiainanao
144. ikaretsaka ( 08/02/2008 00:36)
izay no vokatr'ilay mandray an-tendrony ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076